TOPAZA FJKM / 75 Taona
TOERAMPAMONJENA ZAZA
Mitsangana, areno ny zaza, ka tantano; fa hataoko firenena lehibe izy”.
(Genesisy 21, 18)
Jobily faha 75 taona niorenan’ny
TOPAZA/FJKM
Faly manasa antsika mpianakavin’ny finoana amin’ny Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny famaranana ny faha-75 Taonan’ny TOPAZA /FJKM eny AMBOHIPOTSY .Izany Dia hotanterahina ny Sabotsy 07 Desambra 2019 ; manomboka amin’ny 9ora sy sasany maraina ao amin’ny FJKM Ambohipotsy Rasalama Maritiora . Hisy ny SEHO KRISMASY efa niomanan’ireo zaza tezaina ao . Koa tongava maro .
« Ataovy izay rehetra azon’ny tànanao hatao fa Andriamanitra no momba anao » 1 Sam 10.7