FJKM/ Fambolenkazo 2019.

Toy ny fanaontsika isan-taona dia hanatanteraka ny fambolenkazo isika amin’ity taona 2019 ity . Toy izao ny dinidinika:

Daty : Sabotsy 21 Desambra 2019

Fiaingana: 6ora maraina , eo @ Esplanade Analakely

Toerana :Andanona

Hisy ny fiara iombonana ka 5000 ar ny sara-dĂ lana mandroso sy miverina

Hisy ny sakafo (vary sy laoka) @ vidiny 2500 ariary omanin’ny. any an-toerana.Koa ho an’izay maniry handeha fiara iombonana na hividy sakafo dia aoka hisoratra anarana mialoha sy mandoa ny vola avy hatrany ao amin’ny Biraon’ny Sekretera Jeneraly ( varav.204) FOIBE FJKM.

Ny isam-pitandremana koa dia samy afaka manomana fiara , ary hiara-miainga eny @ Esplanade Analakely .

Toriteny

Toriteny 29 Martsa 2020
Video

toriteny
Video

Toriteny/Filohan'ny FJKM
Video

26 janoary 2020 - FJKM Isotry Fitiavana
Video

Perikopa 2020

Jolay: AMBARAO NY FAHAFAHANA AO AMIN'NY TOMPO

| | 05. Ala IV man .Trinite
Isa 51.9-11/ Jao 9.30-38/ Asa 26.12-18

| | 12. Ala.V man.Trin -Sampana Tanora Kristiana
Jer 31.10-14/Jao 4.25-30/Rom 8.1-8

FJKM Fahazavana

Fanompoampivavahana FFKM