FJKM Ambohipanja Fitiavana (SP 19).
FANASANA
« Izaho Jehovah efa niantso anao fahamarinana sy nitantana ny tànanao ankavanana , ary hiaro anao Aho ka hanome anao ho fanekena ho an’ny olona , ho fanazavana ny jentilisa » (Isa 42.6)
Ny Komitin’ny Jobily volafotsy , ny Mpitandrina mivady dia manasa antsika mpianakavin’ny finoana mba hiara-misaotra sy manome voninahitra an’ Andriamanitra noho ny
faha-25 Taona maha-Mpitandrina an-
dRAKOTOARISOA Rasoazananaly Edwige mivady
ny Sabotsy 07 Desambra 2019 amin’ny 9ora sy sasany ,
ao amin’ny FJKM AMBOHIPANJA Fitiavana
Fifandraisana : 033 12 197 00 / 034 05 699 05