Dorkasy /Jobily volamena

FANASANA

Asaina isika mpianakavin’ny finoana hiara-hanome Voninahitra an’ Andriamanitra noho ny fahatrarana ny faha-50Taonan’ny Sampana DORKASY FOIBE .

Izany dia hatao ao amin’ny FJKM Andrainarivo , ny Alakamisy 24 Oktobra 2019 ho avy izao , manomboka amin’ny 9ora hatramin’ny 3ora tolakandro . Hisy ny Fampianarana, fizarana, fampirantiana ary zavatra maro samihafa .

Manantena ny fahatongavantsika rehetra ho Voninahitr’ Andriamanitra

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV