SFL/Fandaharampot Zkbe

FANDAHARAM-POTOANA

FIHAONAMBEN’NY FAHA-40 TAONA SY ZAIKABE

MANAKARA, 24 – 27 OKTOBRA 2019

ORA TOERANA ZAVATRA ATAO
Alarobia 23 Oktobra
  Lycée FJKM Le Nid d’Ange Fandraisana olona
Alakamisy 24Oktobra
    Fandraisana olona
7.00 Miainga eo@ Gara Dihy iraisana
9.00 FJKM Manakara-Fiderana Fanompoam-pivavahana fanokafana
11.30 Magneva Fanokafana varotra-fampirantiana/fampiratiana Asa (anaty Chalet)
14.00 – 16.00 Magneva Loabary an-dasy : teknolojia nomerika, endriky ny fanompoam-pivavahana,loharanombola maharitra ho an’ny fiangonana
16.00 FJKM Manakara-FiderZaikabe : tatitra, asam-baomiera (tetikasa, fitsipika)
16.00 Amoron-dranomasina Fanompoampivavahana  sy Asa fampaherezana
  Lalan’ny hazo fijaliana
  Afon-dasy : Laika Misera ny kanton’ny Kristy
20.00 Toeram-patoriana Alim-piambenana : Mat. 7 :22a, FF 34
Zoma 25 Oktobra
6.00 FJKM Manakara-Fider Maraim-baovao
8.00 FJKM Manakara-FiderFanompoampivavahana fanamarihana ny faha-40 taona : Fanahin’ny fahafohizana ,famerenana boatindrakitra Befasy mamangy Isa  efapolo(40) ao anatin’nyS oratra Masina
11.30 FJKM Manakara-FiderFaha 200 tSekolyFJKM,asa vavolombelona
14.00 Magneva LAMAKO, FFP
15.00 Magneva Tatitra loabaryan-dasy
16.00   FJKM Manakara-Fider Zaikabe : tatitra asam-baomiera, fifidianan(Tonia, Birao SFL sy KF Mpitandrina, Mpandini-bola)
17 .00 Magneva Famelabelarankevitra:homosexualité, framaçonnerie (synaodampinoana)
19.00 Magneva Kanto sy seho an-kira
20.00 Magneva TAKARIVA FIARAHA-MISAKAFO & FANEHOAN-TALENTA
  Toeram-patoriana Alim-piambenana Eze. 11:4, FF 4:2
Sabotsy 26 Oktobra
6.00 FJKM Manakara-Fider Maraim-baovao
8.00 Trou du Commissaire Fitsangatsanganana amoron-dranomasina
Fantaro Manakara
15.00 Magneva FJKM Manakara Fiderana Laika miseran’ny Kanton’ny Kristy Fihaonan’ny BSFL/KL/BVPL/Filoha VFL Vaovao
    Fanatanjahantena
20.00 Toeram-patoriana Alim-piambenana : Nom. 11 :25b, FF 4:3
Alahady 27 Oktobra
6.00 Toeram-patoriana Maraim-baovao
  Fiangonana manodidina Fiaraha-mivavaka
    Sakafo iraisana
15.00 FJKM Manakara-Fiderana Fanompoam-pivavahana famaranana
20.00 Toeram-patoriana Alim-piambenana : Asa. 2:18b, FF 10:2
Alatsin 28 Oktobra
5.30 Gara Vavaka fangatahana ho amin’ny fodiana
    Mamy ny mody

Perikopa

Novambra: Ho avy amin'ny heriny ny Tompo

| | 24. Ala XXV man. Trinite KPMS
Mal 3.19-24/ Mat 16.24-28/ Apo 22.12-16

Desambra: Iaino ny fiadanan'ny Tompo

| | 01. Advento I
Isa. 57:15-21 / Lio. 19:37-44 / Jak. 2:14-20

| | 08. AdventoII S. Sekoly Alahady
Joba 36.5-15/ Lio 11.27-28/ 2Tes 3.6-16

| | 15. Advento III
2 Tant 14.1-6 / Lio 10.1-7 / Rom 14.19-23

FJKM Fahazavana

TORITENY : EKSODOSY 12.15-17