Manjo
Filazana
Nodimandry ny Alatsinainy 07 Oktobra 2019 teo amin’ny faha-41 taonany ny
Mpitandrina RANDRIATIANARIVELO Faliarisoa
Fenomanana Mirana
mitondra ny Postes d’Evangelisation ANALALAVA
(SP Sofia Andrefana 31)
Ny nofony dia andrasana ao amin’ny Lot MB 242 Mahabo Andoharanofotsy ny 07, 08 Oktobra . Hanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra ao amin’ny FJKM AMBOHIMARINA FAHARETANA (SP 11) ny Alarobia 09 Oktobra , amin’ny 7ora maraina .
Entina ao Bemasoandro Ambatolampy ka andrasana ao amin’ny Lot A 422 bis ny 09 Oktobra .
Entina hanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra ao amin’ny FJKM BETELA Famonjena ny Alakamisy 10 Oktobra 2019 amin’ny 1ora ;
« Efa niady ny ady tsara aho. Nahatanteraka ny fihazakazahako aho . Nitahiry ny finoana aho » 2 Tim 4.7