Fihaonambe Mpitoriteny 2019

VAOVAO SEFALA

Hotanterahina ny 04 ka hatramin’ny 05 Septambra 2019 ho avy izao ny FIHAONAMBEN’ ny Mpitoriteny izay mitsinjara toy izao :

Ny Synodamparitany Miray Faritra Antongil (28) sy ny Synodamparitany Kristy Fihavanatsika Avaratra Atsinanana (16) dia atao amin’ny andro famoahana SeFaLa any an-toerana.

Ao amin’ny Synodamparitany Tsiroanomandidy no mandray ny Synodamparitany Bemaraha (21), Miarinarivo Fahazavana (27), Antananarivo Andrefana (10), Arivonimamo Vaovao (13), Mandridrano Mpiambina Soavinandriana Itasy (29)

Ao amin’ny Synodamparitany Sofia Andrefana (30) no mandray ny Synodamparitany Faritany Voalohany Antsiranana (18), Boina Vaovao (17), Androna Atsinanana Miara-mifoha (09), Mevarano Miray (26), Maevatsara (20)

Ao amin’ny Synodamparitany Toamasina Vavahadin’ny Filazantsara no mandray ny Synodamparitany Afovoany Atsinanana Vaovao (02), Kristy Fanantenantsika Toamasina Atsimo (32)

Ao amin’ny Synodamparitany Iarivo Avaradrano no mandray ny Synodamparitany Vonizongo Vavolombelona (35), Mananara Firaisana (22)

Ao amin’ny Synodamparitany Ambalavao Tsienimparihy (04) no mandray ny Synodamparitany Matsiatrasoa (25), Mananjary Pangalana (23), Atsimo Atsinanana (14), Amorin’I Mania Ambositra (06), Ambovombe Atsimo  Kristy Ranovelona (07), Toliara Fanavaozana

Ao amin’ny Synodamparitany Atsinanan’Ankaratra Fahazavana (38) no mandray ny Synodamparitany Antananarivo Atsimo (11), Atsimon’Iarivo Miray (15), Andrefan’ Atsimon’Ankaratra Miaradia (08), Fahazavan’ Atsimo Andrefana (36), Afovoany Andrefana (01)

Ao amin’ny Synodamparitany Mangoro Moramanga no mandray ny Synodamparitany Alaotra Chrome (03), Ambatondrazaka Vaovao (05), Antananarivo Atsinanana (12).

Manantena ny fiaraha-miasa aminareo ary manonona ny fiadanan’ny Tompo ho aminareo izahay.

 Ny Filoha   

RAKOTONDRAMANANA Arijaona, Mpit                                                   

Ny Tale

RABELAZA Honorat Ratsimbason, Mpit

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 21. Alahady III manaraka ny Paska
Isaia 60. 18–22 | Lioka 11. 33 – 36 | Efesiana 5. 8–14

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY DORKASY 2024

FJKM IFALIARIVO AMBANIDIA

Production FTV