200T Sekoly/ Hady fototra

Tao amin’ny Station Missionnaire Amboniatsimo

ireo Kristiana tonga nanatrika ny Fanompoampivavahana
Ny President Synodal Ambatondrazaka Vaovao

Fanompoam-pivavahana fametrahana ny vato fehizoron’ny tsangambaton’ny faha-200 taonan’ny fampianarana sy fanabeazana PrĂ´testanta FJKM tao Imerimandroso Ambatondrazaka. Fanorenana trano lehibe iray ho Ivotoeram-panofanana Mpampianatra no tsangambato amin’izay.

Rtoa Sahondra Rabelison

Perikopa

Septambra: Manompoa ny Tompo amin'ny fahamasinana

| | 22. Ala.XVIman .Trinite-Sampanasa FFP
1 Tant 28.9-10 /Jao 15.1-8 /Rom 12.1-2

| | 29. Ala.XVII man.Trinite
Eze 20.39-44 /Mat 26.6-13 /Heb 12.25-29

Oktobra: Maniria ny haminany

| | 06. Ala.XVIII.Trinite
Nom 11.23-27/Lio 7.36-50/1Kor 14.1-6

| | 13. Ala. XIX man.Trin-Radio Protestanta FFPM
1 Sam19.19-24/Jao 11.47-53/Apo11.1-6

FJKM Fahazavana

TORITENY : EKSODOSY 12.15-17