Al’ny Aumônerie Foibe 2019.

Fandaharana iombonana

« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika  » 2 Tim 8a

« Araka izay efa nataonareo tamin’ny anankiray amin’ireto rahalahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko »Mat 25.40

Hira faneva faha-200 Taona Sekoly

1-Fiarahabana Apostolika : Efes 1.2

2-Fisaorana sy fiderana an’ Andriamanitra :Sal 68.1-6

Hira : « Mitsangana ianao ry mino » (FF 01)

Vavaka sy fiderana

3-Sitrapon’ Andriamanitra : 1 Tes 5.12-15

« Sambatra ny mahitsy làlana… »Sal 119.1,2

Hira : »O ry mpanota aza mandà » (FFPM 383)

4-Fiakenkeloka : vavaka

5-Famelankeloka : Salamo 12.5-6

« Sambatra ny olona izay voavela ny helony … »Sal 32.1,2

Hira: « Jeso no anjara soa » (FFPM 479.1,5)

6-Fanekempinoana (lah III)

« Hira « Sambatra ny sofiko » (FFPM 334)

7-Raharaham-piangonana

8-Fanatitra

Hira : Antoko mpihira / FF 24

Vavava fanolorana ny Rakitra : Hira FFPM 275.1,2

9-Fankalazana ny Tenin’ Andriamanitra

Fotoanan’ny ankizy sy tanora

Hira « Ry Fanahy ô  » FF4.3

Vavaka fangatahana ny fahazavan’ny Fanahy Masina

vakiteny :Josoa 6.20-30 /Marka 5.25-34/Hebreo 11.1-12

Hira : 314.3

10-Toriteny

Hira (Antoko mpihira)

11-Vavaka fangatahana +Vavaka nampianarin’ny Tompo

12-Asa vavolombelona

Hira: « Ampodio zahay Jehovah » (FFPM 336)

13-Hafatra sy tsodrano : Romana 6.24-26

Vavaka mangina

Ho an’ Andriamanitra irery ny Voninahitra

Trinite masina . Amena

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 21. Alahady III manaraka ny Paska
Isaia 60. 18–22 | Lioka 11. 33 – 36 | Efesiana 5. 8–14

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY DORKASY 2024

FJKM IFALIARIVO AMBANIDIA

Production FTV