Jobily volafotsy/M.Rivo mivady
FANASANA
« Izany Andriamanitra izany no fiarovana mafy ho ahy . Mitondra ny marina aminn’y làlany Izy » (2 Sam 22.23)
-Ny FOIBE FJKM
-Atoa ANDRIAMAMONJY Rivoarisoa mivady
(Chauffeur- Foibe)
dia faly manasa anareo amin’ny fiderana sy fankalazana an’ Andriamanitra noho ny
Jobily Volafotsy (1994-2019)
niasany teto amin’ny Foibe FJKM. Ny Fanompoampivavahana dia hotanterahina ny Alahady 08 Septambra 2019 amin’ny 9 ora maraina ao amin’ny FJKM Ambohijanahary Antehiroka Fahazavana .
Hery lehibe ho azy mianakavy ny fanotronanareo ho Voninahitr’ Andriamanitra