Fiang Tranovato Anatirova

FANASANA

« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » 2 Tim 1.8

Ny Foibe FJKM , ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe dia faly manasa anao hiombom-bavaka aminy amin’ny Fanompoampivavahana izay karakarainy ny Sabotsy 20 Jolay 2019 , amin’ny 3 ora tolakandro, ho Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny

faha-150 Taonan’ny

Fiangonana Tranovato Anatirova

Izany dia hotanterahina ao amin’ny Fiangonana Tranovato Anatirova ihany . Mankasitraka amin’ny fitrotroana am-bavaka sy ny ho fahatongavana .

Ho an’ Andriamanitra irery ny Voninahitra

Toriteny

FFKM/Fanambarana
Video

Toriteny 29 Martsa 2020
Video

toriteny
Video

Fampianarana / Fitiavana
Video

Perikopa 2020

Mey: Ankatoavy ny fitarihan'ny Fanahy Masina

| | 31. PENTEKOSTA
Isa 44.1-5 /Jao 3.1-8/Asa 4.8-12

FJKM Fahazavana

FJKM ZOARA AMBOHIPO