FJKM Ankadimbahoaka
Fetin’ny taranaka sy fianakaviana 2019.
Asaina isika rehetra taranaky ny FJKM ANKADIMBAHOAKA
ny ALAHADY 28 JOLAY 2019
amin’ny 8ora maraina ,
mba hiombona hiara- hanefa ny ADIDY dia ny fanaovana ny RIHANA atao mitohoka hatrany amin’ny farany atsimo . Samia miomana fa sady adidy izany no Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny faha- 155 Taonan’ny Fiangonana .
Ny tolakandro dia hisy Rindrankira miavaka amin’ny 3 ora sy sasany ao amin’ny Fiangonana izay hiangalian’ireo taranaky ny fiangonana dia ireto avy izany :
Tarika Noely , Narisoa , Raberanto, Antsan’ny Ziona , Ny alondrano , Ny Mpihira Salamo , ny Rantsana Tanora Zandriny ho fiomanana amin’ny fisotron-dronono’ny
Mpitandrina ANDRIAMANAMPY RAFIDISON Timoty .
Ho an’ Andriamanitra irery ihany ny Voninahitra .