Sabotsy 13 Jolay 2019.

Fandalinana ny Boky ROMANA

Romana 4.1-12

Abrahama no ohatra iray omena antsika eto ny aminn’y oona nohamarinina noho ny finoana .

1-Inona no tombotsoa azony noho ny finoany ?

-Nahazo fanamarinana i Abrahama satria nino an’ Andriamanitra (and3) . « Ary Abrahama nino an ‘Andriamanitra ka dia nisaina ho fahamarinany izany » (Gen 15.6) . Hoy ny and 9 «  fa lazaintsika fa ny finoana no nisaina ho fahamarinan’i Abrahama »

-Nahazo fahasambarana i Abrahama.

Ilay fanamarinana na famonjena azony indray no niteraka fahasambarana ho azy . Tsy vokatry ny asa natao no hahazoana fahasambarana , fa ny finoana miteraka famelankeloka (and 6).

-Lasa Rain’ny mino i Abrahama (and 11-12)

2-Inona no hevitry ny asa?

Mampirehareha ny asa. Mitarika ny olona hirehareha ny fahavitana asa anankiray (and 2)

-Trosa ny asa , ka lasa karama no azo aminy fa tsy fanomezana (and4)DIEM.

Famantarana ny fanamarinana ny asa . Ny famorana no ataontsika hoe: asa eto . Famantarana , tombokase no ilazan’ny Soratra masina azy eo amin’ny and 11.

« Raiso ny Tenin’ Andriamanitra » Boky faha- 8

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV