SP 32 / Jobily volafotsy PS
FANASANA
« Hianareo no vavolombeloko » Isa 13.10a
-Ny Foibe FJKM
-Ny Komity Jobily faha-25 T
-Ny Prezidà Synodaly mianakavy
dia faly manasa anareo hiombona amin’ny fankalazana an’ Andriamanitra amin’ny famaranana ny Jobily faha-25 Taona maha-Mpitandrina an’ Andriamatoa
RAKOTONDRABE Solofomalala mivady ,
ny Alahady 22 Septambra 2019
FJKM Zoara Vatomandry
Hery lehibe ny fivavahantsika ho azy ireo , indrindra raha sady afaka mifanotrona ho Voninahitr’ Andriamanitra.