FFPM / Famoahana ISPPM

FANASANA

« mba ho iray ihany izy rehetra » Jao 17.21


Havoaka amin’ny fombam-piangonana ny Talata 16 Jolay 2019 hoavy izao ny andiana mpianatra nahavita fianarana tao amin’ny ISPPM.Ny fanompoampivavahana dia hotanterahina ao amin’ny FJKM Avaratrandohalo manomboka 10 ora maraina

Koa manantena ny fahatongavantsika mpianakavin’ny finoana rehetra avy amin’ny fiangonana FJKM sy FLM hanotrona izany fotoan-dehibe izany.

Ho an’ Andriamanitra irery ny Voninahitra .


Perikopa

FJKM Fahazavana

TORITENY : EKSODOSY 12.15-17