Alakamisy 04 Jolay 2019.

Fandalinana ny ASAN’NY APOSTOLY

Asan’ny Apostoly 27.21-44

Ny anton’ny loza teny an-dĂ lana sy ny namonjen’ Andriamanitra azy ireo , dia noho ny fitoriana amin’i Kaisara sy ireto olona niaraka sambo amin’i Paoly ireto : Miara-miasa amin’ny olona anefa ny Tompo amin’izany . Koa ireto no anjaran’ny olona :

1-Mihaino sy matoky hatrany izay lazain’ny Tompo

Niteny sy nampahery an’i Paoly tamin’ny alalan’ny anjely Andriamanitra tamin’ny alina (and23) . Nihaino Azy Paoly . Porofon’izany

Perikopa

Jolay: Manatrika ny mino ny Tompo

| | 28. AlahVI man.Trin TPM,IFRP
Sal 68.7-14 / Mat 28.16-20 /Asa 18.5-11

Aogositra: Miadia ny ady tsaran'ny finoana

| | 04. Alah.VII man.Trinite
Eks17.7-16 /Mar 9.14-29 /Efe 6.10-13

| | 11. Alah .VII man.Trin FKTM (Maritiora)
Gen 22.1-8 /Lio 21.12-19 /1Tim 1.18-20

FJKM Fahazavana

SOA IHANY AHO FJKM - "40 taonan'ny FJKM WAGNER FINOANA PARIS"