Dorkasy / Lasy Tselatra 3
FANASANA
Araka ny tetikandron’ny Sampana Dorkasy Foibe , ny Lasy Tselatra fahatelo amin’ity taona 2019 ity dia hotanterahina ao amin’ny FJKM TANGAINA FANANTENANA ,SP AA11, ny Alakamisy 04 Jolay 2019 . Ny fotoana dia hanomboka amin’ny 9ora maraina ka hatramin’ny 1 ora tolakandro .Tongava maro . Ento ambavaka ny fotoana .
» Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara… Fa Kristy no fihavanantsika » Jao 15.27 ; Efe 2.14