Sekoly 200T / Antsampanahy

“ Mahareta tsara…mandra-pihavin’ny Tompo. ” (Jakoba 5, 7a)

ANTSAM-PANAHY LEHIBE

IARAHANA AMIN’IRETO ANTOKO MPIHIRA IRETO :

  • KORAITA : FJKM Manarintsoa Finoana
  • HOSANA : FJKM Ambohijatovo Fitiavana
  • ANJOMARA ANOSIVAVAKA : FJKM Anosivavaka
  • TSANTAN’IMAHAMASINA : FJKM Atsimon’Imahamasina
  • ANTOKO MPIHIRA FJKM Katedraly Analakely

Ao amin’ny FJKM Katedraly Analakely,

Amin’ny Alahady 30 jona 2019, manomboka amin’ny 2 ora tolakandro

Hihira ho an’i Jehovah aho, raha mbola velona koa. Hankalaza an’Andriamanitra aho, raha mbola miaina”. (Salamo 104, 33)

Ny Komity K 200 S

Perikopa

Jolay: Manatrika ny mino ny Tompo

| | 28. AlahVI man.Trin TPM,IFRP
Sal 68.7-14 / Mat 28.16-20 /Asa 18.5-11

Aogositra: Miadia ny ady tsaran'ny finoana

| | 04. Alah.VII man.Trinite
Eks17.7-16 /Mar 9.14-29 /Efe 6.10-13

| | 11. Alah .VII man.Trin FKTM (Maritiora)
Gen 22.1-8 /Lio 21.12-19 /1Tim 1.18-20

FJKM Fahazavana

SOA IHANY AHO FJKM - "40 taonan'ny FJKM WAGNER FINOANA PARIS"