ARM / Diakona sy Loholona

FIFAMPIOFANAN’NY DIAKONA SY LOHOLONA

Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina

Toerana :  Antsahamanitra

Daty : Sabotsy 13 Jolay 2019.

Ora : 9.30-12 ora atoandro

Mpanofana : -Ny Filohan’ny FJKM

                       -Ny Sekretera Jeneraly

                       -Ny Filohan’ny ARM

Hisy  ny teny fijoroana ho vavolombelona hotontosain’ny Diakona . Ho voarakitra ao anaty  Boky kely  ny fampiofanana sy ny teny  ho Fijororoana vavolombelona ary amidy  amin’ny vidiny  mirary  amin’io fotoana io .

Perikopa

Jona: Meteza hofenoina ny Fanahy Masina

| | 23. Alah I man Trin / SVM Foibe
Mik 3.6-8 / Lio 1.8-17 / Jak 4.1-10

| | 30. Alah II man Trinite
Isa 59.17-21/ Mar 13. 1-11 / Rom 8.5-11