Alahadin’ny FFPM 2019.

« Mba ho iray ihany izy rehetra » Jao 17.21

Hotanterahina ny Alahady 9 Jiona 2019 izao manomboka amin’ny 3 Ora tolakandro eny amin’ny FLM Tsarahonenana ny fiombonambavaka fanamarihana ny Alahadin’ny FFPM.

Pastora Dr RAKOTONIRINA David Filohan’ny FLM no hitarika ny fotoana, ny Mpitandrina IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi Filohan’ny FJKM kosa no hitory ny Tenin’Andriamanitra. Hanasana ny fianakaviambe FFPM sy ny mpianakavin’ny finoana rehetra tsy ankanavaka ato @ FJKM sy FLM.

Tongava maro ho Voninahitr’ Andriamanitra

Toriteny

FFKM/Fanambarana
Video

Toriteny 29 Martsa 2020
Video

toriteny
Video

Fampianarana / Fitiavana
Video

Perikopa 2020

Mey: Ankatoavy ny fitarihan'ny Fanahy Masina

| | 31. PENTEKOSTA
Isa 44.1-5 /Jao 3.1-8/Asa 4.8-12

FJKM Fahazavana

FJKM ZOARA AMBOHIPO