FJKM Ankadimbahoaka

VOKADEHIBE 2019.

« Fa atolory ny tenanareo ho an’ Andriamanitra, toy ny efa maty nefa velona  » Rom 6.13b

FJKM ANKADIMBAHOAKA

Antsoina ny zanaky ny Fiangonana eto amin’ny FJKM Ankadimbahoaka mba ho tonga hifanotrona amin’ny fanatanterahina VOKADEHIBE izay fanao isantaona . Izany dia hotanterahina ny Alahady 26 Mey 2019 amin’ny 8 ora sy sasany maraina .Miomàna ny amin’ny valopy fanaon’ny isam-pianakaviana na ny isan’olona mihitsy aza ary koa ho vonona amin’ny fividianana ny vokatry ny tany .

Dia mahereza àry , mijoroa amin’ny fahamarinana fa homba antsika Andriamanitra .

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 21. Alahady III manaraka ny Paska
Isaia 60. 18–22 | Lioka 11. 33 – 36 | Efesiana 5. 8–14

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY DORKASY 2024

FJKM IFALIARIVO AMBANIDIA

Production FTV