Fandaharana/Mihary Finoana

AFIFAB / FOIBE FJKM

FANDAHARANA « MIHARY FINOANA »

Lohahevitra volana Mey

Ny Fiainana ny Pentekôsta amin’ny finoana Kristiana« ,(Asa 2:4a)

Alahady 5 may 2019

« Ny Pentekôsta araka ny fanekena taloha, ny niandohany », (Eks 23:15-16)

Vahiny: Atoa MACFINO Mahasaina Joelito, Mpiomana ho Mpitandrina

Alahady 12 may 2019

« Ny Pentekôsta araka ny fanekena taloha,ny fankalazana azy amin’ny fanatitra », (Eks 34: 22-23)

Vahiny : Atoa RAKOTONDRABE Andrianaharijaona Ndrianja, Mpitandrina Talen’ny Fitantanana ny Fananana FJKM

Alahady 19 may 2019

« Ny Pentekôsta araka ny fanekena vaovao, ny niandohany »,(Asa 2:1-2)

Vahiny : Atoa RAMANANTSOA ANDRIAMIHAJA Tina Dani,  Mpitandrina FJKM Tranovato Rasalama Martiora  Ambohipotsy, SP Antananarivo Atsimo

Alahady 26 may 2019

« Ny Pentekôsta sy ny fankalazana azy ankehitriny », (I Kor16:8)

Vahiny : Atoa RANDRIANTSOA Toravezio, Mpitandrina FJKM Miadanimerina , SP Arivonimamo Vaovao

Manasa antsika hanaraka ny Fandaharana  ny Alahady maraina ao amin’ny Radio Tana 94.4 FM amin’ny 6 ora maraina sy ny fahitalavitra RTA amin’ny 6 ora sy 30mn maraina ary ny pejy facebook Mihary finoana. 

Perikopa

Oktobra: Maniria ny haminany

| | 20. Ala.XX man Trinite MAMRE
Mpits4.4-16 /Mat 7.21-23/Apo 11.1-6

| | 27. Ala.XXI man Trinite SAFIF-Reformasiona
Amo 3.1-8/ Jao 2.18-22/ Asa 2.14-21

Novambra: Ho avy amin'ny heriny ny Tompo

| | 03. AlaXXII man.Trinite
Hab2.1-4/ Mar14.60-64/ Heb10.35-39

| | 10. Ala XIX man.Trinte FIFA
1 Sam 19.19-24/ Jao 11.47-53/ Apo 11.1-6

FJKM Fahazavana

TORITENY : EKSODOSY 12.15-17