STK / 45 Taona
Fanasana
« Fa ianao kosa doa mahareta amin’izay zavatra nianarabao sy nampinoana anao » 2 Tim 3.14a
Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara , ny Sampana Tanora Kristiana Foibe FJKM , Ny Komity fankalazana ny faha- 45 Taona
Dia faly
manasa antsika amin’ny Fanompoampivavahana ho fanokafana ny faha- 45 Taonan’ny STK / FJKM ny Sabotsy 06 Aprily 2019 ao amin’ny lapan’ny KOLOTSAINA sy FANATANJAHANTENA Mahamasina .
Fandaharampotoana :
-9ora sy sasany :Fanompoampivavahana
-12 ora : Hira FIDERANA miaraka aminn’y STK sy ireo Groupe Evangelique
-3ora : Rindran-kira lehibe iarahana amin’i Bodo sy Rija Ramanantoanina
Ny valopy fidirana azonareo alaina ao @ Birao STK Foibe varavarana 511 – Analakely- hiara-hiombona isika ho fijoroana ho vavolombelon’ny Tompo Jesoa
« Ry tanora vavolombelona o! mahareta! »
RAJAONARIVLEO Onifinaritra
Secrétaire Exécutif
STK FJKM
+261 33 02 482 42 / +261 34 02 482 42