10 Taona maha- mpamily Foibe

« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika  » (1 Tim 1.8)

« Hianareo no vavolombelona ary Andriamanitra koa fa masina sy marina ary tsy nana-tsiny tokoa ny fitondrantenanany teo imasonareo izay mino » (1Tes 2.10)

Ho voninahitr’ Andriamanitra sy ho fankasitrahana ny mpanompony , dia fifaliana ho an’ Andriamatoa ANDRIANJAFISOA Fidimalala mianakavy no manasa antsika hiombom-bavaka sy hifanotrona aminy noho ny faha- 10 taona niasany teto amin’ny Foibe FJKM amin’ny maha-MPAMILY. Izany dia hotanterahina ny Sabotsy 23 Martsa 2019 amin’ny 9.30 maraina ao amin’ny FJKM Rasalama Maritiora Ambohipotsy .

Perikopa

Mey: Manàna fahamarinana eo anatrehan''ny Tompo

| | 26. Ala V man Paska- Alahadin'ny FFPM
Joba 1.1-5 / Mat 5. 17-20 / Rom 6.8-14

| | 30. Andro Niakarana
Sal 11.1-7 / Lio 24.50-53 / Kol 3.1-11

Jona: Meteza hofenoina ny Fanahy Masina

| | 02. Alah VI man. PASKA
Sal 143.7-10 / Lio 2.25-32 / 1 Kor 6.12-20

| | 09. PENTEKOSTA / Sekoly FJKM
2 Tant 20.14-17 / Mar 3.20-30 / Asa 2.1-13

FJKM Fahazavana

Toriteny Mpitandrina Zarazaka Jean Louis

ZARAZAKA Jean Louis, Mpitandrina ,
Mahamasina / 20 01 2019