Manjo
Nodimandry teo amin’ny faha- 71 taonany
RAMANIRAKA RANIVOHELINARIVO Dorothée Colombe
Mpitandrina (vady navelan’ny Mpitandrina Ramaniraka Charles).
Ny nofony dia andrasana ao amin’ny FJKM Ambodifiakarana Famonjena (SP 11). Ny fanompoampivavahana ho fanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra dia hatao indro ny Sabotsy 16 Febroary 2019 amin’ny 10 ora ao amin’ny FJKM Ambodifiakarana Famonjena sy ao amin’ny FJKM Kanana Vaovao Ambohimalaza amin’ny 1ora mialohan’ny hametrahana azy zao amin’ny fasan-drazany ao Ambohimalaza Firaisana .
« Fa isaorana anie Andriamanitra izay mitondra anay mandrakariva ao amin’i Kristy toy ny fanaon’izay avy nandresy, ka dia ampisehoany ny hanitry ny fahalalana Azy eny tontolo eny izahay » 2 Kor 2.14