TOLO-TANANA ho fitsaboana
ny MPITANDRINA ANDRIAMAMPIANINA ZAKA HARY MASY
Biraon’ny MPIANDRAIKITRA FOIBE FJKM
« Ary raha mijaly ny anankiray amin’ny momba ny tena dia miara-mijaly avokoa izay rehetra momba ny tena » 1 Kor 12.26….. «Fa narary Aho dia notsaboinareo »Matio 25.36
Ho fiatrehana ny fitsaboana an’ Andriamatoa ANDRIAMAMPIANINA Zaka Hary Masy , Mpitandrina , Biraon’ny Mpiandraikitra FOIBE FJKM any am-pitandranomasina dia manao izao antso izao mangataka TOLO-TANANA amintsika rehetra mpianakavin’ny finoana ho fiantsorohana ny fandaniana amin’ny sara-dàlana sy ny saram-pitsaboana any an-toerana .
Azonao atao ny manolotra izany amin’izao laharan-taroby MVOLA izao , izay raisin’ny vadiny mivantana :
034 08 694 14 .
Manolotra ny fisaorana mialoha tompoko . Andriamanitry ny fahasoavana anie hameno anareo amin’ny fitahiany rehetra .
FOIBE FJKM