Fanokafana Taompiasana 2019.

« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika ianao na amiko izay mpifatony « . 2 Tim 1.8a

« Ary indro Aho momba anao ka hiaro anao amin’izay làlan-kalehanao« Gen 28.15a

Ny Filoha sy ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM dia faly manasa antsika mpianakavin’ny finoana hiombom-bavaka ao amin’ny Kianjaben’Imahamasina ny Alahady 20 Janoary 2019, manomboka amin’ny 10 ora sy sasany .

Ho fitondrana am-bavaka ny Taom-piasana 2019 sy ny Filohan’ny FJKM mbamin’ny ankohonany ary ny asa fanompoany .Manantena ny fahatongavantsika maro sady ho fiombonantsika ho Voninahitr’ Andriamanitra .

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV