FJKM -ARM/ Fiaraha-mivavaka
Fivoriambe Fiaraha-mivavaka
Ny Fiangonana rehetra eto Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina ( FJKM-ARM) isan-taona dia manatanteraka fiaraha-mivavaka ho fanehoana ny fiombonana sy hifampaherezana .
Izany dia hatao ao amin’ny FJKM AMBATOMENA , ny Zoma 28 Desambra 2018 , manomboka amin’ny 12 ora sy sasany – 2ora tolakandro .
« Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona , tahaka ny fanaon’ny sasany … » (Hebreo 10.25)
« Fa tsy menatra ny Filazantsara aho fa herin’ Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany … ny marina amin’ny finoana no ho velona « (Rom 1.16-17)
Ny Birao ARM