Sampana VokovokoManga / Tafika masina iombonana

Hanatanteraka Tafika masina ny Sampana Vokovokomanga miaraka amin’ny Rantsana 4 ao aminy ny 16-17-18 Novambra 2018 ho avy izao , izay hatao any  Kaominina AMBATOLAHY (SP 38).

Toy izao ny andinindininy :

Sarandàlana : 24 000 ariary /olona (mandroso sy miverina)

Fiaingana : Eo @ Esplanade ny 16 Novambra @ 6 ora maraina

Zavatra entina: vary 5 Kap sy vola 10000 ar /olona ,Baiboly , fihirana ,kahie  fitaovam-pihinanana, firakotra , fidiovana …

Fara-fisoratana anarana: Alarobia 15 Nov 2018  @ 9ora maraina , varavarana   506-FOIBE FJKM Ifanomezantsoa Analakely .

Samia mitondra amam-bavaka izany asa lehibe izany .

« Mandehana any amin’izao tontolo izao hianareo ka mitoria ny Filazantsara amin’ny olombelona rehetra…« Marka 16.15

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 21. Alahady III manaraka ny Paska
Isaia 60. 18–22 | Lioka 11. 33 – 36 | Efesiana 5. 8–14

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY DORKASY 2024

FJKM IFALIARIVO AMBANIDIA

Production FTV