Sekoly FJKM / IFR Ankadifotsy 40T.
INSTITUTION FJKM RAINANDRIAMAMPANDRY
Ankadifotsy Maitsoririnina
FANASANA «
« Ary Jesoa nitombo saina sy tena sady nandroso fitia tamin’ Andriamanitra » Lioka 2.52
40 Taona nanabeazana (1978-2018)
Manasa anao amin’ny Kaonferansa miompana amin’ny lohahevitra:
« RAINANDRIAMAMPANDRY , NY FIAINANY SY NY ASANY »
ao amin’ny FJKM Ankadifotsy ,
ny Alahady 14 Oktobra 2018
amin’ny 3 ora tolakandro .
Ny hanao ny Famelabelarana dia ireto:
1-Andriamatoa Manassé ESOAVELOMANDROSO , Mpampianatra mpikaroka eny amin’ny oniversiten’ Antananarivo Sampam-pianarana Tantara, Akademisiana .
2-Andriamatoa RANJATOHERY Harilala A. Mpampianatra Tantara Akademisiana .
Fifandraisana : 033 03 052 36
<direction@ecole-ifr.mg>