SP 38 / Fandraisan-tànana Prezidà Synodaly
FANASANA
Fandraisan-tànana Prezidà Synodaly SP 38
« Fa izany no ikelezanay aina sy iezahanay , satria izahay manantena an’ Andriamanitra velona… » 1 Tim4.10
-Ny Foibe FJKM
-Ny Synodamparitany Atsinanana Ankaratra Fahazavana
-Ny Komity fandraisantànana ny Prezidà Synodaly
dia faly manasa anareo hanatrika ny Fanompoampivavahana fisaorana an’ Andriamanitra sy fandraisan-tànana ny Prezidà Synodaly :
Andriamatoa NIRINARISON Emile Johnson William,
Mpitandrina mianakavy.
Izany dia hotanterahina ao amin’ny FJKM Antampotanàna (SP 38) ny Sabotsy 13 Oktobra 2018 , manomboka amin’ny 9 ora sy sasany maraina
Hery lehibe ho azy mianakavy ny fitrotroantsika azy ireo am-bavaka .