50T FJKM sy 200T LMS / Rakimpeo sy Sary
TAHIRY SY FAHATSIAROVANA
Efa mivoaka ny raki-tsary DVD mirakitra ny fanompoam-pivavahana fankalazana an’ Andriamanitra noho ny ivon-Jobily faha 200 taonan’ny LMS sy ny faha-50 taonan’ny FJKM, ivon-jobily izay notontosaina tany Toamasina ny 13 -20 Aogositra 2018 .
Azonao vidiana amin’ny vidiny 15 000 Ar ny raki- tsary 02.
Manatona ny AFIFAB-FJKM na ny FIFANDRAISANA FJKM ao amin’ ny Foibe FJKM Analakely Rihana faha-6, varavarana 603 sy ny 606 raha te-hividy izany ianao.
Raha mila fanazavana, antsoy ny: 034 17 460 53 / 034 81 244 34.
Raha any ivelany ianao te-hanafatra izany: afifabfjkm@gmail.com