SP 24 / FJKM Beforona

SP MANGORO MORAMANGA 24

FJKM Beforona 

FISAORANA

Izahay mpino kristiana eto amin ny FJKM Beforona SP24, izay niara niasa tamin ny FJKM Ambatovola SP 24, dia maneho fisaorana feno antsika fiangonana sy kristiana izay nanohina ny antso tamin ny fangatahana izay foy mba ho herikerika mahatondra drano, ny amin’ ny fanamboarana ny fiangonana FJKM Ambatovola. 4 andro izahay no teo, ary nahatratra 1200000 ar mahery ny vola izay nomentsika mpamonjy fihaonambe tany Toamasina tamin izay, nisy ireo nanome valopy…

Tena feno fankasitrahana anareo ny fonay tompoko, ary hita ny maha iray antsika ao amin ny Tompo, kristiana vonona ny hamonto filazantsara an ity nosy ity tokoa satria somary efa lavitra miala amin RN2 io fiangonana io, azo ny tafo (fanitso ).
Ilay Andriamanitry ny fiadanana izay efa niteny :  » Amboary ny tranoko, dia ankasitrahako izany » . Izy anie hankasitraka ny asa efa nataontsika.

DIA VONINAHITRA HO AN ‘ANDRIAMANITRA HATRANY

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 21. Alahady III manaraka ny Paska
Isaia 60. 18–22 | Lioka 11. 33 – 36 | Efesiana 5. 8–14

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY DORKASY 2024

FJKM IFALIARIVO AMBANIDIA

Production FTV