Departemantan’ny SEKOLY / Fiofanana
Fanofanana Mpanabe Akaninjaza 2018.
« Ary hianareo koa dia vavolombelona hanambara Ahy » Jaona 15.27a
Daty :27 Aogositra 2018-07 Septambra 2018
Toerana : Sekoly FJKM RASALAMA (Niv 1)
Fara-fisoratana anarana: 24 Aogositra 2018 , Porte 214 Foibe FJKM Analakely .
Antontan -taratasy ilaina : Copie 1,Photocopie Diplôme certifié, CIN certifié
Saram-pisoratana : eo am-pisoratana anarana
Ireo fitaovana ampiasaina : raisina eo am-pisoratana anarana
Fanamarihana:
Ity fiofanana ity dia natao ho an’ny Talen-tsekoly sy ny mpampianatra amperinasa rehetra sy izay maniry ny hanao izany .
Hisy ny fanolorana « certificat » aorian’ny fiofanana.
Ny Foibe Fitondran-tSekoly FJKM