RAKOTOVAO Noro/ 20Taona maha- Mpitandrina

SAMPANA DORKASY FOIBE FJKM

RANTSANA TABITA

 Noho ny fahasoavan’ Andriamanitra dia feno 20 Taona ny maha-Mpitandrina an-

dRamatoa RAKOTOVAO Noro ,

Talen’ny Centre TABITA .

Koa fifaliana ho an’ny Birao FOIBE DORKASY , ny Birao FOIBE TABITA, ny Komity ,ny FJKM Ambohinambo Fiderana   ny manasa antsika  mpiara-manompo rehetra  tao amin’ny Fiangonana nentiny teo aloha , ny Sampana Dorkasy tsy ankanavaka  ho tonga amin’ireto fotoana ireto :

-Sabotsy 14 Jolay 2018 , amin’ny 9 ora sy sasany , FJKM Andravoahangy Fivavahana , fotoana tarihan’ny Sampana Dorkasy FOIBE miaraka amin’ny Komity.

-Alahady 15 Jolay 2018 , amin’ny 9ora ao amin’ny  FJKM Ambohinambo Fiderana , fotoana tarihan’ny SP Antananarivo Andrefana  miaraka amin’ny Komity sy ny FJKM Ambohinambo Fiderana .

«  mba hataon’ Andriamanintsika ho miendrika ny fiantsoana ianareo, ary hotanterahiny amin’ny hery  ny fankasitrahana tsara rehetra sy ny asan’ny finoana » 2 Tes 1.11b

Perikopa

Septambra: Sahia manohitra ny Kolikoly

| | 23. Ala. XVII man Trin. Sampananasa FFP
Amosa 5.10-15/ Jao 12.3-8/ 1 Tim 6.3-10

| | 30. Alah.XVIII man.Trinite
Deo 16.18-20 / Mar 10.17-22/ 2 Pet 2.17-22

Oktobra: Mandehana amin’ny rariny sy hitsiny ao amin’ny Tompo

| | 07. Alah.XVIII manaraka ny Trinite
Sal 66.8-12/ Mat 12.14-21/ 2 Tim 3.10-17

FJKM Fahazavana

TORITENY Pdt FJKM Diego Suarez 2017 HD