RABEMILA Yvette/ 50 T maha- Mpitandrina
FANASANA
« Hisaotra ny Tompo lalandava aho . ho eo am-bavako mandrakariva ny fiderana Azy. Miaraha mankalaza ny Tompo amiko ary aoka hiara- manandratra ny Anarany isika » Salamo 34.1,3
Ny Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM ,ny FOIBE FJKM,ny Komity faha-50T dia faly manasa antsika mpianakavin’ny finoana noho ny
JOBILY VOLAMENA
Faha-50 taona maha-Mpitandrina an-dRamatoa RABEMILA Yvette
(1968-2018)
Daty sy toerana:
Ivony: 14 Jolay 2018, FJKM Amparibe Famonjena, 9.30mn (SP AA 10)
Famaranana: 18 Novambra 2018, FJKM Manjakandriana, 9.30 mn (SP AA 12)
Noho ireo fotoan-dehibe ireo dia hankalaza an’ Andriamanitra isika ary hanome zava-tsoa ho an’ny mpanompony , ho Voninahitr’ Andriamanitra irery ihany .