FJKM Ankadimbahoaka / Fetin’ny Taranaka 2018.
FIANTSOANA
Antsoina ny Fianakaviana sy ny Taranaka zanaky ny FJKM ANKADIMBAHOAKA (SP 11) , na ny akaiky na ny lavitra rehetra ho tonga hanatanteraka ny FETIN’ny TARANAKA 2018 , ny Alahady 29 Jolay 2018 , . Aoka samy hitondra izay inian’ny fony avy hanatitra am-pitiavana mba ho enti-manatanteraka ny Adidy sahanin’ny Fiangonana .Samia mifanentana sy mifampilaza .Ento ambavaka ny fotoana .
« Fa ianareo kosa dia taranaka voafidy , fanjaka-mpisorona , firenena masina , olona nalain’ Andriamanitra ho an’ny tenany » (1 Petera 2.9).