Sekoly FJKM/ Fisaorana
FISAORANA
Ny foibe Fitondrantsekoly FJKM dia maneho fisaorana antsika antoko mpihira, Groupe, izay nandray anjara tamin’ny « Antsam-panahy » nanohanana ny Sekolintsika izay natao teny amin’ny FJKM Andravoahangy Fivavahana ny Sabotsy 09 Jiona 2018 lasa teo.
« Ary hianareo koa dia vavolombelona hanambara » Jaona 15: 27a