Sekoly FJKM / Fanohanana ireo sekoly sahirana
DEPARTEMENTAN’ NY SEKOLY FJKM
« Ary ianareo koa dia vavolombelona hanambara Ahy » Jaona 15.27a
FANASANA
Toy ny fanao isan-taona , ho fanohanana ireto Sekoly FJKM sahirana ireto :
-Sekoly FJKM Esanta , FPMP 07, Ambovombe Ranovelona
-Sekoly FJKM Ambohitsampana Nord , FPMP 08 , Andrefan’ Atsimon’ Ankaratra Miara-dia
-Sekoly FJKM Mampikomy , FPMP 30 , Sofia Andrefana
-Sekoly FJKM Antsampanana , FPMP 31, Toamasina Vavavahadin’ny Filazantsara
Ny Foibe FitondrantSekoly FJKM dia manasa anao hifanohana sy hanatrika ny
ANTSAMPANAHY LEHIBE
Izay hatao ao amin’ny FJKM Andravoahangy Fivavahana ny Sabotsy 09 Jiona 2018 , amin’ny 2 ora tolakandro .Tongava maro ho Voninahitr’ Andriamanitra