Mifampizara sy mifankafantatra
HAFATRA MAHASOA !
Ho antsika fiangonana FJKM maniry ny handefasana ny vaovao sy sarin’ny Fiangonana misy anareo eto amin’ny Tranokalampifandraisana dia afaka mandefa izany aty amin’ny tomponandraikitra (Site web Foibe FJKM) varavarana 602 Bis , Rihana faha-6 ,Trano Ifanomezantsoa Analakely.
Jereo adiresy ao amin’ny Diary FJKM .