SEFALA/ 10Taona maha-Tale Nasionaly

FANASANA 

Ho fankalazana an’ Andriamanitra noho faha- 10 taona naha-Talen’ny SEFALA Nasionaly ny

Mpitandrina RAKOTONIAINA mivady

(2008-2018)

dia fifaliana ho an’ny FOIBE SEFALA  ny manasa  ny Katekista sy ny Mpitoriteny ary ny mpianakavin’ny finoana rehetra ho tonga amin’ny  Fanompoam-pivavahana , izay  hotanterahina ny Alahady 27 Mey 2018  amin’ny 3 ora tolakandro ao amin’ny FJKM Katedraly Analakely  .

Hery lehibe ho azy mianakavy ny fanotronanao izany fotoana lehibe izany .Ento amin’io fotoana io ny valopy efa nozaraina  ho fanohanantsika azy ireo .

“Izaho tsy handao anao mihitsy na hahafoy anao akory” Hebreo 13.5b

Perikopa

Febroary: Mitondrà Teny soa mahafaly

| | 24. Ala.VIIman.ny Epifania
Nah 2.1-5/ Lio 20.1-8 /1Kor 15.1-11

Martsa: Manamasina fiainana ho an'ny Tompo

| | 03. Alah.IVman.Epifania
Isa 52.7-12/ Mar.1.35-39/ Rom 10.11-17

| | 10. Karemy I
Isa 62.6-12 / Lio 9.57-62 / Rom 6.15-19

FJKM Fahazavana

Toriteny Mpitandrina Zarazaka Jean Louis

ZARAZAKA Jean Louis, Mpitandrina ,
Mahamasina / 20 01 2019