FJKM Ankadimbahoaka/ Voka-dehibe 2018.
ANTSO SY FILAZANA
Antsoina ny zanaky ny FJKM ANKADIMBAHOAKA mba ho tonga maro , hifanotrona sy handray anjara amin’ny voka-dehibe ny ALAHADY 20 Mey 2018, PENTEKOSTA amin’ny 8 ora sy sasany.
« Ary rehefa nilaza izany Izy dia nanisy fofonaina ka hoy Izy : »Raiso ny Fanahy Masina » Jaona 20.22