SYNODAM-PINOANA voalohany 2018.

SYNODAM-PINOANA I

Ho tanterahina eny amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana  Antananarivo ny Synodam-pinoana voalohany ho antsika FJKM. Izany dia hatao ny Talata 15 May 2018 ka hatramin’ny Zoma 18 May 2018 ho avy izao.Ny lohahevitra ho dinihana dia ny manodidina ny

Franc-maçonnerie “sy ny “Homosexualité .

Koa asaina isika be sy ny maro hanatrika ny fanompoam-pivavahana fanokafana ny Talata 15 May 2018 amin’ny 8 ora  tsy diso,  fa ny Synodam-pinoana  kosa dia ireo  solotena isaky ny Synodamparitany sy ireo voatendry no hasaina amin’izany, fa isika kosa dia hitondra ambavaka hatrany.

Ny Komity Mpiara-manomana ny Synodam-pinoana.

  • Synodampinoana ny:15,16,17, 18 MEY 2018 eto Antananarivo ao amin’ny FJKM ANDRAINARIVO FAHASOAVANA

Toy izao ny fitsinjarana ireo solontena hanatrika an’io Synodampinoana io:

Solontena Isa Fanamarihana
BMF 6
SG 1
TDF 1
TDMV 1
TDS 1
SP 2*38 76 Prezida synodaly+Mpitandrina na Laika
KFP 6
FFP 7
MF* 6 olona 2 /sokajy(Fg/sekoly/vola)
Mpiasa iombonana Mpitandrina 2
Tale+Doyen TPM 5
Vahiny*FFPM 5 FFPM,FFKM,CWM,CEVAA,PCUSA
Mpampianatra docteur 6
Mpampianatra TPM 4  IFRP :1

Oniversity :1

Fitambarany 129

 

 

  • Mpandray anjara Synodam-pinoana isan-tsokajy : 15-18 May 2018

FRANC-MACON – HOMOSEXUALITE

  • Dogmatika :                          RAHARIJAONA Solofonirina Mpitandrina

ANDRIAMITANDRINA  Fenosoa Mpitandrina

RAKOTONIERA Christian Eric Mpitandrina

RAMANAMIRIJA Monique Lala

 

  • Etika :                                       RALINJATOVO R. Noroelisoa Mpitandrina

RAMANANTSALAMA Hasina Mpitandrina

RAKOTOMANANA Tahiry Mpitandrina

RAMAMONJISOA Philibert Mpitandrina

TEHINDRAZANARIVELO Emmanuel  D’Jacob                                                                  Mpitandrina

 

  • Eklejiolojika :               ANDRIAMAMPIANINA Zaka Mpitandrina

(ecclésiolosique)        RAKOTOARISAONA Joseph Mpitandrina

RANDRIAMAMPIONONA Alfred Mpitandrina

RANAIVONIARIVO Tiana Mpitandrina

 

FANAMARIHANA :

Ny fahatongavan’ny mpizaika dia ho ny Alatsinainy 14 May amin’ny 2 ora ka hatramin’ny 06 ora hariva ary ny fodiana kosa dia ny 19 Mey 2018 ny tontolo andro.

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 21. Alahady III manaraka ny Paska
Isaia 60. 18–22 | Lioka 11. 33 – 36 | Efesiana 5. 8–14

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

FJKM Fahazavana

ALAHADIN’NY DORKASY 2024

FJKM IFALIARIVO AMBANIDIA

Production FTV