Tafika masina an-drenivohitra
« Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » (2 Tim 1.8a)
FANASANA
Fifaliana ho anay ny manasa anao am-pitiavana ho tonga hanatrika ny FIZARANA NY VAOVAO MAHAFALY sy FIALAMBOLYizay tontosaina ao amin’ny
KIANJABEN’I MAHAMASINA , Sabotsy 12 Mey 2018.
araka izao :
11 ora- 12 ora : Vavaka sy Hira ara- pilazantsara ataon’ny Mpitandrina
12ora- 2 .45 mn : Baolina kitra / vehivavy mpitandrina sy ny vadin’ny Mpitandrina #vehivavy FJKM Ambohipo
1ora- 1.30mn :Fitoriana ny Filazantsara ataon’ny Mpitandrina
1.30-2.45 :Baolina kitra : Mpitandrina #Mpanao gazety
2.45-3.15mn : Fitoriana sy Rija RASOLONDRAIBE
3.15-4.30:Baolina kitra : Mpitandrina # Ben’ny tanàna
Manantena antsika ho tonga maro , ho Voninahitr’ Andriamanitra