Jobily volafotsy/ Raharimalalatiana Lydia , Mpit

Synodamparitany Antananarivo Atsimo

Aumônerie Protestante CHU Fenoarivo

« Fa asany isika  , voaforona  tao  amin’i Kristy Jesoa mba hanao  asa tsara  , izay namboarin’ Andriamanitra rahateo  mba handehantsika eo Aminy « Efes 2.10

-Ny Foibe FJKM

-Ny  Fiangonana Aumônerie Protestante CHU Fenoarivo

-Ny Komitin’ny Jobily

-Ny Mpitandrina  mianakavy

dia faly  manasa antsika amin’ny Fanompoampivavahana fanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra  noho ny

faha- 25 taona maha-Mpitandrina

an- dRamatoa RAHARIMALALATIANA Lydia 

Izany dia hatao  ny Sabotsy 16 Desambra 2017 amin’ny 9ora sy sasany  ao amin’ny FJKM Antanety Fitiavana Ambatomirahavavy , izay hotarihin’ny SPAA 11.

Fifandraisana : 033 18 411 83

Perikopa 2024

Aprily: MANAZAVA NY MPINO NY TOMPO

| | 28. Ala. IV man. Paska – Asa TOPAZA
Genesisy 21. 12–21 | Matio 19. 13–15 | Hebreo 12. 7–11

Mey: MAMPAHERY NY FANAHY MASINA

| | 05. Alahady faha V manaraka ny Paska
Joba 33. 1–7 | Jaona 1. 32–34 | Romana 8. 9–13

| | 09. ANDRO NIAKARANA
Salamo 68. 15–18 | Marka 16. 19–20 | Heb. 9. 23–28

| | 12. Ala. VI man. Paska – Sampana Lehilahy Kristiana
Mpitsara 14. 5–9 | Jaona 16.5–11 | Galatiana 6. 1–10

FJKM Fahazavana

FJKM TRANOVATO AMBATONAKANGA – SP IARIVO AVARADRANO (19)

Alahady 21 Aprily 2024

Production FTV