Sekoly Alahady / Fandaharana iombonana 2017.
« Vavolombelon’ny fitiavany ny Tompo »
Fiarahabana ApostolikaFANATREHANA AN’ ANDRIAMANITRA Fiderana sy fankalazanaSal 95.1-5Hira 788.1,2Sitrapon’ Andriamanitra : Jao 15.9-10Hira 530 .3Vavaka fifonana sy fiaiken-keloka : 1 Jao 4.9 +Jao 3.16-17Hira 775 .1,3Famelankeloka : ( 1 Jao 4.9+ Jao 3.16-17 )Hira 167.2,3Fanekem-pinoana ApostolikaASAN’NY FIANGONANA-Filazana ny raharaha-Hira ataon’ny sekoly AlahadyTatitraFizarana Diplaoma na vokatra-Rakitra – Hira 73-Fanolorana ny Rakitra : Hira 797.1,3TENIN’ANDRIAMANITRA-5mn an’ny sekoly AlahadyHira 212.1Hira786.1,4Vavaka vakitenyVakiteny : Oha 3.1-12 ( tononina hoe toko ny bokin’ny Ohabolana)Lio 18.15-17Tit 3.3-7Hira : 823.1,3,4TORITENYZava-manenoVavaka setrin’ny toritenyFAMARANANAHira 769 . 1,2,4 (mitovy feo 190)Tsodrano(mipetraka mivavaka mangina )
Ho an’ Andriamanitra irery ny Voninahitra
Amin’ny Anaran’ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy masina