Antsonjombe : 15 janoary 2017

Toriteny tamin’ny Fotoam-pivavahana fanombohana ny taom-piasana 2017, fitondrana am-bavaka ny Filohan’ny FJKM sy ny ankohonany.

Sary TVM

Perikopa

Jona: Meteza hofenoina ny Fanahy Masina

| | 23. Alah I man Trin / SVM Foibe
Mik 3.6-8 / Lio 1.8-17 / Jak 4.1-10

| | 30. Alah II man Trinite
Isa 59.17-21/ Mar 13. 1-11 / Rom 8.5-11