Fidirana : Hira fanevan’ny Sekoly FJKM : “ Manabeaza mba handresy” 1-Fiarahabana apostolika 2-Fiderana an’ Andriamanitra Salamo 145 :1-5 Hira 8 Vavaka fiderana 3-Fanambarana ny sitrapon’ (...)
Notombanan’ny OMS fa amin’ny taona 2020 dia ny sigara no voalohany fototry ny fahafatesana ...
100 TAONA NITORIANA NY FILAZANTSARA TAMIN’ NY ASA FANASOAVAM-BAHOAKA !
Ramatoa RABENANDRASANA Lala Giselle, Mpitandrina
Mpanampy ny Sekretera Jeneraly Foibe FJKM .
"Asandrato ny feonao ho tahaka ny an’ny anjomara"Isaia 58:1b
JOBILY VOLAFOTSY MAHA-MPITANDRINA (1988-2013)
An’ Andriamatoa ANDRIAMITANDRINA Fenosoa mivady
Talen’ny FFP FJKM
Tolakandro iresahana sy hitendrena
ireo zava-maneno sy ny Mozika Litorjika
TATITRY NY FANOKAFANA ny faha-25 Taona naha- Mpiasa iombonana an’ Andriamatoa MARINASY Mpitandrina , Sekretera Jeneralin’ny FJKM mivady .
FIFANINANANA HIRA SY SARY FAMANTARANA
Fanasana
Nodimandry teo amin’ny faha- 61 taonany ny Mpitandrina RAKOTOMALALA , FJKM Ampotaka ...
Fotoam-panokafana
Ireo Daty tsara hiotadidina
Fivorian’ny Mpiandraikitra Foibe (MF)
Faha-25 taona naha-Mpiasa iombonana ny Sekretera Jeneraly FJKM
Fivorian’ny Komity Protestanta (KP)
Fiofanana Mpanabe Akanin-jaza 2013
Daty : 03 Aprily 2013 -13 Aprily 2013
Ora : 08 ora maraina
Toerana : Sekoly FJKM Rasalama ( ambaratonga I)
VFL / FJKM
SVM / FJKM
FFPM
FFKM
FIVORIAMBE I SP 11,
FJKM Anganomasina
Asabotsy 23 Marsa 2013
9 ora sy sasany.
Fanokafana ny Fampirantiana ny
Tantaran’ny FILOHAN’NY FJKM efatra nifandimby .
Fanamarihana ny ANDRO FIARAHA-MIVAVAKA ERANTANY (AFME)
nokarakarain’ny "Vehivavy Kristiana Mpiara-Mivavaka" (VKMM)
Fampirantiana ny TANTARAn’Ireo
Filohan’ny FJKM nifandimby
Faha- 25 taona maha- Mpitandrina an’
Andriamatoa ANDRIAMITANDRINA Fenosoa mivady,
Talen’ny Sampanasa FFP FJKM
Daty : ALAHADY 17 FEBROARY 2013
Toerana : FJKM Ambonin’ Ampamarinana
Ora : 2ora sy sasany tolakandro .
FETIN’NY MPIFANKATIA
TAOMBAOVAON’NY VEHIVAVY MPITANDRINA
14 Febroary 2013
Fitsofan-drano ny Mpanampy ny Filoha sy fiarahabana ny mpandimby azy .
Fanentanana Alahadin’ny ARSIVA sy TRANOMBAKOKA
FANEHOAN-KEVITRA IOMBONAN’NY MPITANDRINA FJKM
FANAMBARAN’NY VAOMIERAN’NY FIAINAM-PIRENENA
Notanterahana tao amin’ny Katedraly EKAR Andohalo ny Fotoam-pivavahana famaranana ny herinandro fiaraha-mivavaka sy ny fifanolorana andraikitra eo anivon’ny FFKM ...
Fanompoam-pivavahana natao tao Antsahamanitra ny Alahady 20 Janoary 2013.
FANOMANAM-PANAHY
Fanompoam-pivavahana ny 26 Janoary 2013
karakarain’ny FOIBE FJKM, FJKM Isotry Fitiavana ,
2ora sy sasany .
TATITRA : FIOMBONANA AINA NOHO NY VOINA
nahazo ny Filohan’ny FJKM ny 15 nifoha ny 16 Janoary 2013 teo .
FANOKAFANA NY TAOM-PIASANA 2013.
ANTSAHAMANITRA,
ALAHADY 20 JANOARY 2013 ,
9 ORA 30.
FANDRAISANA NY FANASAN’ NY TOMPO.
Feno 50 taona ny nanatanterahan’Andriamatoa RAZARASOA mivady ny asa maha-Mpitandrina ...
Fanompoam-pivavahana no nanokafan’ny fianakaviamben’ny FFPM ny taom-piasany ny Alatsinainy 07 Janoary 2013 lasa teo ,tao amin’ny Foibe Vohipiraisana...
Faha- 35 taona maha-Mpitandrina
an’ Atoa RAZANAMAHEFA Justin mivady
FAHA- 145 TAONAN’NY
FJKM AMBOHIPOTSY RASALAMA MARITIORA
HETSIKA JESOA KRISTY HO AN’ I MADAGASIKARA
DINGANA FAHAROA (2009-2012)
IRAY VOLAN’NY ARSIVA
« NY ASA MISIONA SY NY FAMPIANARANA »
Fanokafana ny fankalazana an’ Andriamanitra
noho ny faha- 60 taona
maha- Mpampianatra
an-dRamatoa RANDRIATSIZAFY MARIE ESTHER
Ny Fivoriambe faharoa atao ankalamanjana , Kianja Antsahamanitra , Asabotsy 10 Novambra 2012 ...
TATITRA Andro : Alarobia 07 novambra 2012. Antony : Fivoriana niarahan’ny Prezida Synodaly efatra eto Antananarivo sy ny Biraon’ny FJKM/ARM, nandinihana ny ho fiaraha-miasa ao anatin’ny (...)
Fanokafana ny taona akademika 2012-2013 sy fanolorana Delegasiona Pastoraly ny taona fahatelo
F.J.K.M. Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina
Fametrahana amin’ny toerany ireo tompon’andraikitra voafidy
Fangataham-pitahiana ho an’ny Taom-pianarana (2012-2013)
Fankasitrahana samihafa...
FIARAHA-MIVAVAKA .
Alahady 21 Oktobra 2012
amin’ny 3ora tolakandro...
Fisaorana an’ Andriamanitra sy
fankasitrahana ary fiarahabana
Fisaorana noho ny fahavitan’ny Synoda Lehibe
Fandraisan-tànana ireo MPIANDRAIKITRA FOIBE, BIRAO FOIBE ,
MPANATANTERAKA...
FIKAMBANANA MAMPIELY BAIBOLY
Vokatra roa vaovao
Fisantarana ny Fetin’ny Taranaka
ALAHADY 07 OKTOBRA 2012
Fitokanana ny trano fiangonana FJKM Manerinerina
(SP BOINA VAOVAO)
Asabotsy 29 Septambra 2012
Subject : « Le paradis et l’économie » :
Sujet d’un concours de dissertations théologiques
Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny faha-145 taonan’ny FJKM Ankadinandriana Fehizoro...
FIFANINANAN-KIRA SY SARY FANEVA
FAHA-100 TAONA
(13 Oktobra 1913 - 13 Oktobra 2013 )
Fandraisana mpiofana ho Mpampianatra (Taona 2012)
IREO VOAFIDY HO MPIANDRAIKITRA FOIBE MPITANDRINA (38) 1. RASENDRAHASINA Lala Haja 2. IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi 3. ZARAZAKA Jean Louis 4. RADIMISAON Andriamasinjara Jonah 5. (...)
COMMUNIQUE DE PRESSE Vita soa aman-tsara ny Fifidianana ireo olona mpikambana ao amin’ny Birao Foibe FJKM vaovao. Filoha : RASENDRAHASINA Lala Haja, Mpitandrina Filoha Mpanampy : (...)
COMMUNIQUE DE PRESSE Momba ny Fifidianana izay ho Filohan’ny FJKM, Atoa RASENDRAHASINA Lala Haja, Mpitandrina, dia nahazo ny 2/3 no mihoatra teo anivon’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM, ary (...)
Ny Daty sy Toerana hanatanterahana ny fiombonam-bavaka isankerinandro mandritra ny volana Aogostra ...
COMMUNIQUE DE PRESSE Vita soa aman-tsara ny Fifidianana fihodinana faharoa teo amin’ny Mpitandrina, ny Laika ary ny Mpampianatra. Toy izao ny vokatra momba azy ireo. MPITANDRINA (18) • (...)
COMMUNIQUE DE PRESSE Vita soa aman-tsara ny Fifidianana fihodinana voalohany izay ho Mpiandraikitra Foibe FJKM. Fifidianana mivantana ataon’ny Mpizaika rehetra ity vita ity. Ireto ary ireo olona (...)
COMMUNIQUE DE PRESSE Andro fahenina anaovan’ny FJKM ny Synoda Lehibe faha 17 aty Manakara, izay tanterahina ny 15-22 Aogositra 2012. Toy izao ny vaovao ampitaina amintsika mpiserasera amin’ity (...)
Fanendrena mpiasa iombonana eo anivon’ny FOIBE FJKM
COMMUNIQUÉ DE PRESSE Ny Synoda Lehibe faha 17, fivoriana faratampony amin’ny fitondrana ny FJKM, izay mivory eto Manakara, dia tanterahina ny 15-22 AOGOSITRA 2012 Ireo solontena izay (...)
Nosokafana androany 15 Aogositra 2012 tamin’ny alalan’ny FANOMPOAM-PIVAVAHANA ny Synoda Lehibe faha - XVII teto amin’ny FJKM Manakara Fiderana. Nisy ny fitokanana ny fampirantiana nokarakarain’ny (...)
Tatitra avy amin’ny Komity Fampianarana Teolojika ( KFT )
TATITRY NY FANOMPOAM-PIVAVAHANA tao ANTSAHAMANITRA
Fanompoam-pivavahana iombonana,ny Alahady 29 Jolay 2012 ,
amin’ny 2ora sy sasany , ao Antsahamanitra .
Ny anaran’ireo Mpitandrina sy Mpampianatra hirahina ho amin’ny asa . ..
Fetin’ny taranaka , Alahadin’ny Mpitandrina , Voka-dehibe ...
Daty sy toerana hanatanterahana ny fiombonam-bavaka
fanao isankerinandro Volana Jolay 2012 .
Jobily Volafotsy faha- 25 taona maha- Mpitandrina
Pasteur RAMAMBASON Laurent William mivady .
FITONDRANA AMAM-BAVAKA SL XVII
Alahady 22 Jolay 2012, 2 ora sy sasany
FJKM Analakely
Fiombonan’ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara (FFPM)
Fanompoampivavahana : Alahady 01 Jolay 2012, 2ora sy sasany.
FJKM Ambatonakanga
Kolejy Teolojika Ivato :
Mihavao hatrany
Asa fampihavanana karakarain’ny FFKM
Tatitry ny fivorian’ny mpanentana teolojika CEVAA Maputo- Mozambique 16- 21 Mai 2012
23 taona niasana teo anivon’ny Foibe FJKM, ka handeha hisotro ronono.
MIHAVAO HATRANY NY MARINA
Daty sy toerana , mandritra ny volana JIONA 2012
FIFANINANANA SARY FAMANTARANA
Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny
faha- 30 taona nijoroan’ny SLK FOIBE
Faha- 20 taona niasan-dRamatoa Rabodonarivo Jeannine tao amin’ny FOIBE FJKM
Notanterahana tany Toamasina tamin’ny Alahady 27 Mey 2012 tolakandro ny fanompoam-pivavahana famaranana ...
Perikopa iombonana mandritra ny
Herinandron’ny Fanahy Masina
Daty sy ny toerana hanatanterahana ny fiombonam-bavaka
ho an’ny firenena sy ny fiangonana , Volana Mey .
Fanompoam-pivavahana ho fisaorana an’ Andriamanitra noho ny fitokanan-tSekoly FJKM ANJOMAKELY KRISTY FIRAISANA SP 11...
Fivoriambe sy Fitokanana ny ivon-toeran ’ny
SP IARIVO AVARADRANO (SP 19)
Alakamisy 17 Mey 2012 , Kianja Sabotsy Namehana .
Ny Fikambanana "Renin-jaza Kristiana" FJKM dia faly manasa anareo hanome voninahitra an’ Andriamanitra noho ny Tsingerintaona faha-70 niorenany (1942-2012)
FIOMBONAM-BAVAKA
volana MEY 2012
Lasy Tselatra faha- II
Fanompoam-pivavahana ho fisaorana sy fiderana an’ Andriamanitra noho ny faha- 20 taona maha-Mpitandrina ny Tonian’ny Departemantan’ny Fiangonana.
Fankalazana ny FAHA -115 taona nanirahana ny misionera Pasteur Benjamin Escande sy Paul Minault, maty maritiora tamin’ny 21 Mey 1897.
23 Avril , Journée mondiale du LIVRE
et du droit d’auteurs
FAMPIRANTIANA NY TANTARAN’ I PASTEUR
BENJAMIN ESCANDE SY PAUL MINAULT
Talata 24 Aprily 2012 , Foibe FJKM
Fiaraha- mivavaka isan-kerinandro karakarain’ny FOIBE FJKM sy ny SYNODAMPARITANY Antananarivo manodidina
FANAMARIHANA NY FAHA - 40 TAONAN’NY CEVAA
18-25 APRILY 2012
CFD AMPANDRANA
Ho fiarahantsika mientana ho amin’ny vavaka ho an’ny firenena ,
ny 29 Marsa 2012 .
FJKM Analakely ,
amin’ny 9ora maraina.
Fitondrana am-bavaka ny fiainan’ny Fiangonana sy ny fiainan’ny Firenena mandritra ny volana MARSA .
Fivorian’ny Komitin’ny FFP.
FILAZANA FANADINANA MASTER AMIN’ NY IVOTOERAN’NY TANTARA IRAISAMBOLINTSAINA (Centre d’ Histoire Interculturelle na CHI) (Centre for Intercultural History na CIH)
FIARAHA-MIVAVAKA iombonan’ny FJKM sy ny Fiangonana zandriny
« Ary izay hendry dia hamirapiratra toy ny famirapiratry ny lanitra ; ary izay mamerina ny maro ho amin’ny fahamarinana dia ho tahaka ny kintana mandrakizay doria” Daniela 12:3
PERIKOPA VOLANA MARSA 2012
| 01 | KAREMY II | Eks 6 :2-8 | Lio 4 :31-37 | Asa 12 :1-17 |
| 11 | KaremyIII,Far.AsaTanora Protestanta | Gen 18 :9-15 | Mat 9:1-8 | Rom 4 :13-25 |
| 18 | Karemy IV | Jer 32 :16-27 | Mat 8 :23-27 | Efe 3 :14-21 |
| 25 | Karemy V Asa fifandraisana FJKM | Isa 38:1-8 | Jao 11:32-46 | Asa 3 :12-16 |
Ireo toerana hanaovana ny fampiofanana , volana MARSA 2012
Culte d’ouverture : Célébration du 40ème anniversaire de la CEVAA , déroulée le Dimanche 26 Février 2012 , à la Paroisse Internationale FJKM ANDOHALO , Antananarivo .
Fanompoam-pivavahana karakarain’ny VEHIVAVY kRISTIANA MPIARA-MIVAVAKA ETO MADAGASIKARA ho fankalazana ny" Andro Fiaraha-mivavaka Eran-tany"
Fanasana hanatrika ny fanompoam-pivavahana fanokafana ny fankalazana ny faha- 40 taona
Fiantsoam-pivoriana SLK/ ARM
Fiombonam-bavaka iantsoana ny vahoakan’ Andriamanitra rehetra , fanao isan-kerinandro, amin’ireo fiangonana eto amin’ny SP Antananarivo manodidina .
" Jehovah ô , midera Anao ny asanao rehetra , ary ny olonao masina misaotra Anao ." Salamo 145 : 10
Fa ataoko ahoana no fijery ny loza hanjo ny fireneko » Estera 8 :6a
Ireo fepetra mikasika ny fifaninanana LOGO SLXVII .
Vaovao tapatapany tsara ho fantatra
Dinika sy fanazavana fanampiny amin’ny fanatanterahana ny vavaka sy fifadian-kanina tanterahan’ny fiangonana , ao anatin’ny Hetsika JKM II .
Fifampiarahabana sy Fifanolorana fahefana teo amin’ny Filoha roa tonta
Tatitry ny Fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana nokarakarain’ny Foibe FFKM, izay natao ny Alahady 22 Janoary 2012 , tamin’ny 3ora tolakandro , tao amin’ny FLM Ambatovinaky .
COMMEMORATION DE 120 ANS
DE LA PAROISSE INTERNATIONALE FJKM ANDOHALO
Vaovao sy Tatitry ny fanompoampivavahana niombonan’ny fianakaviamben’ny FJKM , nokarakarain’ny Foibe FJKM , izay natao tao Antsahamanitra ny Alahady 15 Janoary 2012 teo .
Fisaorana an’Andriamanitra noho ny fahatrarana ny taona vaovao
Fangataham-pitahiana ho an’ny Taom-piasana vaovao
Fitondrana am-bavaka ny Filohan’ny FJKM sy ny ankohonany
FIFANDRAISAN’NY KRISTIANA SY SILAMO ATY AFRIKA
"Mivory aty Addis Abeba, Etiopia, nanomboka tamin’ny Alatsinainy 8 Janoary ary hifarana amin’ny 13 Janoary ny Filoham-piangonana sy solontena-pivavahana Kristiana ary ny Filoha Silamo maromaro aty Afrika.
"Misaora amin’ny zavatra rehetra, fa izany no sitrapon’ Andriamanitra ao amin’i Kristy Jesoa ho anareo".1 Tesal 5:18 "Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo ,hoy Jehovah , dia hevitra (...)
Sekoly FJKM Mahanoro may
Fiatoana noho ny Krismasy sy ny Taona vaovao 2012 .
HAFATRA HO AN’NY KRISTIANINA SY NY VAHOAKA MALAGASY
Fiaraha-mivavaka karakarain ’ny Foibe FJKM sy ny SP Antananarivo
manodidina , ho an’ny Firenena sy ny Fiangonana .
Fitokanana ny tranon’ Andriamanitra
Fanompoam-pivavahana hanasana antsika mpianakavin’ny finoana noho ny fisotroan-dronono ny mpanompony
Fankalazana an’ Andriamanitra hanamarihana ny faha-40 taona nanompoana amin’ny maha-Mpitandrina an -dRamatoa RABEMILA Yvette.
Fandaharam-potoana ao anatin’ny Hetsika"Jesoa Kristy ho an’ny Madagasikara" (JKM II ) , volana Oktobra , Novambra , Desambra 2011.
Fanompoam-pivavahana fankalazana an’ Andriamanitra noho ny faha- 40 taona maha-Mpitandrina FJKM , ny Alahady 27 Novambra 2011 , ao amin ’ny FJKM Andravoahangy Fivavahana .
Jobily Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny faha- 145 taonan’ny Fiangonana , sy fitokanana ny Tilikambo , Tsangambaton’ny Fankalazana .
Fanatanterahana TAFIKA MASINA
miaraka amin’ireo Mpanolo-tsaina JKM vita fiofanana .
Fanompoam-pivavahana hitondrana am-bavaka ny
Fiangonana sy ny Firenena, karakarain’ny
FOIBE FJKM sy S P . ANTANANARIVO manodidina.
Ny antom-pisiany sy ny zava-kendren’ny Arsiva FJKM
Fanompoam-pivavahana fandraisan-tànana ireo Tompon’andraikitra eo anivon’ny Sampana sy Sampanasa ary Asa Foibe FJKM .
Antananarivo Renivohitra sy ny manodidina.
Antso ho amin’ ny Fanavaozana ny Birao
SP Ambovombe Kristy Ranovelona (07)
Faha 44 taona naha- Mpitandrina , 30 taona naha- Mpampianatra .
Feno 35 taona niasana teo anivon’ny Foibe amin’ny maha-Mpamily .
PERIKOPA VOLANA NOVAMBRA 2011
FIOFANAN’NY TALE SY TONIA ARY IREO TOMPON ’ ANDRAIKITRA ATO AMIN’NY FJKM
Fitrotroana am-bavaka ny fiainan’ny Fiangonana , ny Firenena , ny Fianakaviana, karakarain’ny Foibe , isan-kerinandro miaraka amin’ireo Fiangonana ao anatin’ny SP Antananarivo manodidina ...
Tetiandro samihafa : SP Antananarivo Atsimo.
Fanomanana ny fandraisan-tànana ny Président Synodal , fanokanana Mpitandrina, fanokanana sampana , fitokanan-trano...
Fandaharana iombonana sy Fampahafantarana ary Hafatra
Alahadin’ny MASERA MAMRE / FJKM
16 Oktobra 2011 .
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA, BP 623 – Tél. 268.45 - Ifanomezantsoa Analakely- ANTANANARIVO FANAMBARAM-PINOAN’NY F.J.K.M. (1968) NY FIANGONANA DIA MANAIKY SY MANAMBARA : 1. Ny (...)
Fanamarihana ny faha- 10 taonan’ny mpiara-miasan ’ ny Mpitandrina
RANDRIANANDRASANA Aimé Robert mivady
sy ny Fitandremana AMBOHITSIMELO .
Fanokanana ho Mpitandrina an’ Andriamatoa
RASOLOARIJAO Harilaza mivady
Asabotsy 01 Oktobra 2011,
amin’ny 9 ora sy sasany .
Fitokanana ny sekoly vaovao "FAHASOAVANA"
Fitondrana amam-bavaka ny asan’ny FFP sy famelabelara-kevitra,
mitondra ny lohateny hoe : "NY SAKRAMENTAN’ NY FANASAN’NY TOMPO"
Alahady 25 Septambra 2011.
2 ora tolakandro . FJKM Ambatonakanga .
Niakatra fitsarana androany faha- 15 Septambra 2011 ny "RAHARAHA RADION’NY GASY", izay nahavoarohirohy an-dRtoa RAKOTOARIVONY Tantely, Talen’ny TOPAZA FJKM, ary dia nahazo fahafahana vonjimaika (...)
Tatitry ny fihaonamben’ny sampana Sekoly Alahady , natao tany Toliara 24-28 Aogostra 2011 . " Sekoly Alahady , mamirapiratra amin’ny finoana , misitraka ny zava-boahary".
FIVORIAMBE SP KRIFAA (16)
Zoma 17-18 Septambra 2011
FJKM Vohémar.
FJKM vaovao any Bordeaux.
Mpanazava eto Madagasikara.
Fianarana teny Anglisy .
Jobily 150 t finoana Katolika .
Tetiandro Volana Septambra 2011
Synodamparitany Antananarivo Andrefana .
SP MIRAY FARITRA ANTONGIL (28)
Fanokanana ny Mpitandrina Aumônier ao amin’ny Hopitaly Befelatànana , ANDRIANARISON Solofo Arianala mivady . Asabotsy 03 Septambra 2011 .
Fanokafana ny fikaonan-doha ny Alarobia 31 Aogostra , izay hifarana ny Zoma 02 Septambra 2011. Ny toeram-pivoriana dia tao amin’ny efitrano malalaka Kolejy Rasalama Andravoahangy.
Fankalazana an’ Andriamanitra
noho ny faha- 40 taona niasan’ny Mpitandrina
RAMANAMPAMONJY SAMUEL mivady.
JOBILY 140 taona FJKM AMBOHITRANDRIAMANITRA
50 TAONA sekoly RAFARALAHY ANDRIAMAZOTO .
DINIDINIKA TSARA HO FANTATRA
MOMBA NY ZAIKABE FAHA -V SEKOLY FJKM
SY NY FORMATION PRESCOLAIRE
ANARAN’IREO MPITANDRINA SY MPAMPIANATRA VAOVAO,
nirahana hiasa ao amin’ny sahan’ny FJKM .
HAFATRY NY FIHAONAMBEN’NY SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA , natao tany
AMBATONDRAZAKA NY 17-19 JOLAY 2011.
Fandraisan-tànana ny Prezida Synodaly hitantana ny SP Arivonimamo Vaovao , izay natao tao Imeritsiatosika ny Zoma 22 Jolay 2011 .
FANASANA FIHAONAMBE SEFALA
Fanompoam-pivavahana , ho fanirahana ireo mpiomana ho Mpitandrina sy Mpampianatra , nahatontosa soamatsara ny fiofanany teny amin’ny Toeram- panomanana ho Mpitandrina sy Mpampianatra .
DINIDINIKA MIKASIKA NY FIHAONAMBE NY SEFALA
Toerana : FJKM ANDRAINARIVO FAHASOAVANA
Daty : 27 - 29 Jolay 2011
Foto-kevitra : SEFALA MITORY NY FILAZANTSARA
Ho fitondrana am-bavaka ny ZAIKABE SY FIHAONAMBE SEKOLY ALAHADY sy fandraisana ny dinidinika rehetra mikasika izany ...
DINIDINIKA MIKASIKA NY FIHAONAMBE SY ZAIKABE SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA IZAY HATAO ANY AMBATONDRAZAKA .
Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny faha- 25 taona maha-Mpitandrina an-dRamatoa RANDRIAMANANTENA VOLOLONA Andriamitandrina , Mpitandrina .
Fandraisan-tànana an’ Andriamatoa RANDRIANARISAINA Harilaza Mpitandrina mivady, Prezida SYNODALY Afovoany andrefana .
Fandraisan-tanana an ’Andriamatoa ANDRIAMANANTSOA SOLOFONIAINA Mpitandrina , Prezida Synodaly SP MIRAY FARITRA ANTONGIL.
Asabotsy 10 Septambra 2011 , 3ora tolakandro. FJKM AMPANAOVAMARINA .
FANDRAISAN-TANANA an ’Andriamatoa RAVALISON Mamonjisoa , Mpitandrina . Prezida Synodaly SP Arivonimamo Vaovao . Zoma 22 Jolay 2011 , 9ora maraina . Toby Fitiavana ( Fonenana Imeritsiatosika ).
Fandaharana Alahadin’ ny STK , Alahady 10 Jolay 2011 .
Hafatra ho an’ny STK.
Vaovao tsara ho fantatra .
Fivoriana Lasy tselatra Dorkasy FOIBE , fahatelo amin’ity taona ity , ny Alakamisy 14 Jolay 2011 , ka hanasana ny vehivavy Dorkasy rehetra tsy ankanavaka ao anatin’ny SP Antananarivo sy ny manodidina . Asaina am-pitiavana koa ireo rahavavy sendra mandalo eto Andrenivohitra amin’io fotoana io .
FANKALAZANA AN’ ANDRIAMANITRA NOHO NY FAHA-30 TAONA MAHA-MPITANDRINA SY 16 TAONA MAHA-MPAMPIANATRA AN’ ANDRIAMATOA TOTOZAFY , TALEN’ NY KOLEJY TEOLOJIKA IVATO ANKEHITRINY .
Fampahafantarana ireo fotoan-dehibe
eo anivon’ny Foibe sy Fitandremana vitsivitsy.
Fanompoam-pivavahana isan-kerinandro iombonan’ny Foibe sy ny Synodamparitany eto Antananarivo manodidina , ary hanasana ny Kristiana rehetra tsy ankanavaka mba hiombom-po amam-panahy .
VAVAKA ho an’ny FIHAONAMBE SY ZAIKABE 2011. Ho fitondrana am-bavaka ireo FIHAONAMBE sy ZAIKABE tanterahan’ny Sampana sy Sampanasa eo anivon’ny FJKM amin’ity taona 2011 ity , dia fifaliana ho (...)
FIROTSAHANA HO TONIA SAMPANA DORKASY FOIBE . NY FEPETRA TAKINA SY NY TARATASY ILAINA
Fiofanana iandraiketan’ny Komitim- Pirenena Miady amin’ny SIDA (KPMS) , eo anivon’ny Toeram-panomanana Mpitandrina Ivato .
SYNODAMPARITANY SOFIA ANDREFANA (30)
FIVORIAMBE SP sy SAMPANA STK
FANOMPOAM-PIVAVAHANA IRAISAMPINOANA KARAKARAIN’NY FILOHAM-PIANGONANA EFATRA MIRAHALAHY AVY AO AMIN ’ NY FFKM .
Fiantsoana ny Mpiandraikitra ny Antoko Mpihira FJKM rehetra eto Antananarivo Renivohitra, ho amin’ny fanavaozana tompon’andraikitra .
IVON-JOBILY FAHA-25 TAONA MAHA-MPITANDRINA An’ Andriamatoa RAKOTONDRAMANANA ARIJAONA , TONIA SAMPANA FIFOHAZANA FOIBE.
ATRIKASA FOIBE ARSIVA SY TRANOMBAKOKA
14, 15, 16 Jiona 2011. P 201 Foibe FJKM .
"NY ARSIVA SY NY VAKOKA EO AMIN’NY TONTOLON’NY FITANDREMANA SY NY FIANGONANA "
![]() |
FANKALAZANA AN’ANDRIAMANITRA NOHO NY FAHA :
|
VEHIVAVY KRISTIANA MPIARA-MIVAVAKA (VKMM) Nanatanteraka varotra fampirantiana ny asa tànan’ireo vehivavy tanora tezaina ao aminy izy ireo ny 19-21 Mey 2011 tao amin’ny efitrano malalaky ny Foibe FJKM Analakely .
FANKALAZANA AN ’ ANDRIAMANITRA NOHO NY FAHA - 180 TAONA
NANDRAISAN’NY MALAGASY NY SAKRAMENTAN’NY FANASAN’NY TOMPO
FANOMPOAMPIVAVAHANA SY FANOLORANA NY TONIA FFPM VAOVAO RASOAVIMBAHOAKA Fanjanavalona, Mpitandrina FJKM . Efa niasa tany amin’ny faritr’i Soanierana Ivongo , Manjakandriana ary Maintirano izy mialohan’ ny nanendrena azy ho Tonian’ny FFPM izao . Manambady sy manan-janaka dimy mianadahy ...
FOTOAN-DEHIBE SAMIHAFA
AMIN’IREO FITANDREMANA VITSIVITSY AO ANATIN’NY SP
MANDRITRA NY VOLANA JIONA 2011.
FIOMBONAM-BAVAKA HO AN’NY FIANGONANA
FANAO ISAN-KERINANDRO
FIANTSOANA FIVORIANA
HO AN’ IREO TALE ISAKY NY CENTRE SEFALA REHETRA
MISY ETO ANTANANARIVO , IZAY HATAO NY ZOMA 10 JIONA 2011 ,
AO AMIN’NY FOIBE FJKM , VARAVARANA 201 .
VEHIVAVY KRISTIANA MPIARA-MIVAVAKA (VKMM)
Ny Birao Nasionaly , ny mpiandraikitra , ny mpanabe , ny mpianatra eto amin’ny sekolin’ny AKANISOA VKMM dia faly manasa anareo hanatrika ny
FANOMPOAMPIVAVAHANA SY
FITOKANANA TSANGAMBATO
FANOMPOAMPIVAVAHANA FIDERANA AN’ANDRIAMANITRA SY FANAOVAM-BELOMA ary FANKASITRAHANA NY TONIA FFPM
HERINANDRON’NY TABITA
SYNODAMPARITANY ANTANANARIVO ATSIMO (11) FKAMBANAN’NY VADIN’NY MPITANDRINA Hanatanteraka Lasy fiofanana ny vadin’ny Mpitandrina ao anatin’ny SP Antananarivo atsimo . Daty : 06, 07 Mey 2011 (...)
FANOMPOAM-PIVAVAHANA SY FITOKANANA
NY " KIANJA RATSIMANDRESY Joseph"sy Tsangambato
ao ANKADIMBAHOAKA
IEP (Institut d’Etudes Politiques) : "rentrée solennelle". Fanaovan-tsonia ny Fifanarahana Fiombonana Antoka amin’ny Fiofanana. IEP andaniny - Ny Ministeran’ny Fanapariaham-pahefana ankilany.
Trano voalohany vita tamin’ny alalan’ny "KOFEHY VOLAMENA". Fanangonam-bola nataon’ny Kristiana tsirairay avy ho amin’ny Tetik’asa Iombonana iray.
Ho fitondrana am-bavaka ny fiainan’ny fiangonantsika , ny Foibe FJKM sy ny SP dia faly manasa antsika rehetra am-pitiavana hiaraka hiombom-bavaka isan-kariva amin’ny 6ora hariva ka hatramin’ny (...)
Boky vaovao nosoratan’Atoa RANDRIAMAMONJY Frédéric - Ahitana pejy 240 - Mirefy 15 x 21.8 cm. Ahafantarantsika ny Tantaran’ny Fivavahana Kristiana indrindra ny FJKM.
FIVORIAN’NY MPIANDRAIKITRA FOIBE / FJKM MF 06 / SL XVI , manomboka ny Alarobia 6- 13 Avrily 2011. Ao amin’ny CENTRE DE FORMATION AMPANDRANA.
FANOLORANA SOLFEGE FFPM
AVY AMIN’NY FIANGONANA MKPMM .
FILAZANA
ANTSAMPANAHY LEHIBE
FANOFANANA MPANOLON-TSAINA
FANKALAZANA AN’ANDRIAMANITRA
FANOMPOAM-PIVAVAHANA karakarain’ny FOIBE / FJKM
FIVORIAMBE VOALOHANY 2011 .
FIVORIAMBE SY FIOFANANA
SAMPANA FIFOHAZANA / ARM
FITOKANAM-PIANGONANA VAOVAO tany ANTSIKIDA (Miandrivazo)
FANDRAISANA MPIASA VAOVAO
FANAMARIHANA NY ANDRON ’ NY 08 MARSA , KARAKARAIN ’ NY SAMPANA DORKASY FJKM MANERANA NY SP .
Raiso & Vakio ny hafatra Pastoraly.
FIANTSOAM-PIVORIANA an’ IREO MPANOLO-TSAINA REHETRA .
Ho fitondrana am-bavaka ny fiainan’ny Fiangonantsika , (...)
VOKATRY NY FANDALOVAN’NY RIVODOZA BINGIZA
TAO AMIN’NY FITANDREMANA AMBONDRO (...)
BOKY VAOVAO vao nivoaka
Fanompoam-pivavahana isan-kerinandro karakarain’ny FOIBE FJKM sy ny SYNODAMPARITANY Antananarivo manodididna
FANOVANA TOERANA :
Fanompoam-pivavahana 20 Febroary 2011 ,
FJKM ANDRAINARIVO FAHASOAVANA
Tao amin’ny FJKM Kristy Fanantenana
Fitondrana am-bavaka ny firenena
Nokarakarain’ny Foibe FJKM
Homarihana amin’ity taona 2011 ity ny Jobily fankalazana an’ Andriamanitra noho ny faha- 25 taona naha-Mpitandrina an’ Andriamatoa RAKOTONDRAMANANA Arijaona , Tonia Sampana Fifohazana Foibe FJKM (...)
Sedera Amboniloha : 60 TAONA Asaina am-ptiavana isika mpianakavin’ny finoana rehetra, indrindra ireo nandalo sy nandray fanabeazana tao amin’ny Sekoly FJKM SEDERA Amboniloha , FPMP Antananarivo (...)
Ilazana isika DORKASY rehetra eto Antananarivo sy ny manodidina , fa ny famangiana ireo mpianatra ho mpitandrina ao amin’ny Faculté de Théologie Ambatonakanga dia hatao ny Alarobia 16 Febroary 2011. (...)
Ny FOIBE FJKM , ny SP Antananarivo sy ny manodidina dia manasa antsika mpianakavin’ny finoana hiombom-po amam-panahy hivavaka ho an’ny Firenena sy ny Fiangonana , izay hatao ao amin’ny FJKM (...)
FIKAMBANANA MAMPIELY BAIBOLY MALAGASY :Alahadin’ny Baiboly . Manasa antsika mpianakavin’ny finoana rehetra hiombom-po amam-panahy amin’ny fanompoam-pivavahana hitondrana am-bavaka ny asa (...)
DORKASY/ FJKM Antananarivo Renivohitra sy ny manodididina. Asaina isika Dorkasy rehetra handray anjara amin’ny fampaherezana sy fanampiana ireo Mpianatra ho Mpitandrina eny amin’ny Kolejy (...)
TETIANDRO SP Antananarivo Atsimo. Alakamisy 03 Febroary : Taombaovao SAFIF/ SP , ao amin’ny FJKM Ankadimbahoaka. Zoma 04 Febroary : Firahalahian’ny Mpitandrina , atao ao amin’ny FJKM (...)
Ny KOMITIM-PIRENENA MIADY AMIN’ NY SIDA/ FJKM dia manasa anareo hanatrika ny Seminera natao ho an’ny mpivady sy ny mpifankatia amin’ireto andro sy ora ireto : 9,10,11 Febroary 2011 isan-kariva (...)
FANASANA : Fiangonana zandriny Ny Foibe FJKM dia manasa ny mpitandrina rehetra ombam-bady ho tonga ao amin’ny FJKM ISOTRY FITIAVANA ny Alatsinainy 07 Febroary , manomboka amin’ ny 2ora sy sasany (...)
FJKM ANKADIMBAHOAKA Ny famaranana ny fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha -145 taona ny FJKM ANKADIMBAHOAKA dia hatao ny Alahady 30 Janoary 2011 , amin’ny 8ora sy sasany . Hotokanana (...)
SFL FOIBE Ny Taombaovaon’ny Sampana Fivondronana Laika Foibe dia hotanterahana amin’ny alalan’ny fanompoam-pivavahana , ao amin’ny FJKM SOANIERANA , ny Alahady 30 Janoary amin’ny 2 ora sy sasany (...)
STK AMBOHIPOTSY Feno 120 taona amin’ity taona 2011 ity Sampana Tanora Kristiana Rasalama Maritiora Ambohipotsy. Fikambanana Kristiana Tanora voalohany teo anivon’ny LMS . Ny Rev. W.E Cousins (...)
Ny famoahana Mpitoriteny sy Mpiandry ary Katekista ao anatin’ny Synodamparitany Arivonimamo vaovao dia hotanterahana ao amin’ny FJKM AMBONIERANA , ny Asabotsy 29 Janoary 2011, manomboka amin’ny 10 (...)
FILOHAN’ NY FFKM VAOVAO Voatolotra ny Alahady 23 Janoary 2011 teo tao amin’ny FJKM Ambohipotsy ny fanoloram-pahefana tamin’ny alalan’ny faneva hitantanana indray ny Fiombonan’ny Fiangonana (...)
FANASANA Fiombonan’ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara (FFPM) MPIANATRA KRISTIANA MALAGASY (MPIKRIMA) Ny Komitin’ny fankalazana ny faha- 50 TAONA Ny Birao Mpianatra Kristiana Malagasy (...)
JKM : FANOVANA DATY Noho ny fifanindriam-potoana , ny fanompoam-pivavahana famoahana ireo mpiofana ho Mpanolotsaina afaka tamin’ny fitsapana, andiany faha -2 , dia hafindra ny Alahady 30 (...)
FANOMPOAM-PIVAVAHANA : Fisaorana sy fangaham-pitahiana ho an’ny taom-piasana 2011 sy ny Asan’ny Fiangonana ary ho fitondrana am-bavaka ny Filohan’ny FJKM sy ny ankohonany Izany dia (...)
NY KOMITIN’NY FIADANANA . « Aoka ho ao aminy ny fiadanana tononinareo » Matio 10 :13 TANJONA : Eo anatrehan’ny toe-java-misy iainan’ny firenena dia zava-dehibe ny fijoroan’ny fiangonana (...)
FFPM : FIFANOLORANA ANDRAIKITRA sy FAHEFANA Tontosa soamatsara ny Talata 11 Janoary 2011 , lasa teo ny famindran-draharaha teo amin’ny Filohan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (FLM) , sy ny (...)
Fanadihadiana natao tamin’Atoa Lala RASENDRAHASINA, Mpitandrina, Filohan’ny FJKM Miatrika ny ampitso Fanontaniana 1 - Vita soa aman-tsara ny Jobily faha 25 maha -Mpitandrina anao tompoko. (...)
KOLEJY PAUL MINAULT 110 taona Feno 110 taona no niorenan’ny KOLEJY PAUL MINAULT, eo ambany fiahian’ny Fiombonan’ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara (FFPM) . Ho fanokafana izany fotoana (...)
FANDAHARAM-POTOANA : VAVAKA sy FIFADIAN-KANINA 29 Janoary 2011 Lohahevitra : Manambara ny tenany amintsika Andriamanitra Tanterahan’ny isam-piangonana, 9 ora maraina –4ora 30 hariva (...)
VAOVAO JKM II 1-Miisa 91 ireo mpiadina afaka tamin’ny fitsapana ho Mpanolo-tsaina , andiany faharoa, tamin’ny fanofanana natao ny 24/10/10 ka hatramin’ny 04/12/10. 2- Asabotsy 22 Janoary 2011 : (...)
FIARAHABAN’ ny TONIA DEPARTEMANTAN’NY FIANGONANA « Hisaoranay Ianao Andriamanitraô , eny isaoranay Ianao » Sal 75 :1 Isaorantsika lehibe Andriamanitra noho ny fitondrany mahagaga sy ny fitiavany (...)
Sampana Fifohazana FOIBE FIARAHA-MIVAVAKA Ny Foibe Sampana Fifohazana FJKM dia hanatanteraka VAVAKA sy FIFADIAN-KANINA izay hatao amin’ireto Fiangonana manaraka ireto : FJKM Avaratr’ (...)
Fotoam-bavaka ho an’ny firenena fanao isaky ny Alarobia 6ora- 7ora hariva , karakarain’ny FOIBE sy ny Synodamparitany Antananarivo manodidina - 12/01/11 : FJKM Aumônerie CNEHOSOA ( Hop Girard (...)
DEPARTEMANTAN’NY FIANGONANA FANAVAOZANA TOMPON’ANDRAIKITRA Ny fanavaozana ny tompon’andraikitra eo anivon’ny Fitandremana sy Synodamparitany manerana ny sahan’ny FJKM dia hovitaina farafahatarany ny (...)
FIARAHABANA & FIRARIANTSOA NOHO NY KRISMASY 2010 - TAONA VAOVAO 2011 ; avy amin’ny Fifandraisana FJKM.
FANOKAFANA NY TAOM-PIASANA FJKM Ny Fanompoam-pivavahana fanaontsika isan-taona ho fangataham-pitahiana ho an’ny ny taom-piasana 2011, sy ho an’ny firenena ,sady hatokantsika FJKM hitondrana (...)
FIANGONANA VAOVAO Miorina ao an-tampo-tanànan’IMERITSIATOSIKA ao ny FJKM ZIONA VAOVAO . Vao dimy taona monja no niorenany, kanefa tsy omby sahady ny trano lehibe izay naorina. Ny mpitandrina (...)
FANASANA Ny Birao Mpiandraikitra FOIBE FJKM dia manasa antsika mpianakavin’ny finoana hiombom-po amam-panahy amin’ny Fanompoam-pivavahana ho fitondrana am-bavaka ny firenena ny : (...)
FANASANA « Fa Mpamonjy no teraka ho ananreo anio ao an-tananan’i Davida dia Kristy Tompo.” Lioka 2 : 11 Fifaliana ho an’ny ankizy eto amin’ny TOPAZA FJKM ny manasa anareo hanatrika ny (...)
SP ANTANANARIVO ATSIMO 1-FJKM TSARAMANGA VAOVAO Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny faha- 140 taona sy fitokanana ny trano fiangonana Asabotsy 11 Desambra 2010 , 9ora sy sasany . Mitarika (...)
SAMPANA TANORA KRISTIANA Nivoaka ny gazety STK TANORA FIANARANA , lah. 007 Azonao atao ny mividy izany ao amin’ny Foibe FJKM , varavarana 511 , Rihana fahadimy na ao amin’ny fivarotamboky (...)
FILAZANA : Foibe FJKM Ilazana isika mpiara-miasa rehetra fa hikatona ny toeram-piasana Foibe FJKM , Ifanomezantsoa Analakely , noho ny fialan-tsasatry ny Krismasy sy ny Taom-baovao . Izany (...)
SP ANTANANARIVO ANDREFANA FJKM AMBONIN’ AMPAMARINANA Fankalazana an’ Andriamanitra noho ny faha–15 taona FI FI FA ao amin’ny FJKM Ambonin’ Ampamarinana . Ho fanamarihana izany dia hisy ny TSIAHY (...)
FFKM Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara ( FJKM ) no handimby toerana ny Eklesia Episkopaly Malagasy ( EEM ) na Anglikana amin’ny fitantanana ny Fiombonan’ny Fiangonana Kristiana eto (...)
SP VONIZONGO VAVOLOMBELONA (35) 1-Fivorian’ny MPIHEVIDRAHARAHA SP : 09 Desambra 2010 KOMITY LEHIBE SP : 10 Desambra 2010 (...)
ALAHADIN’ NY MPITANDRINA 1- Alahadin’ny mpitandrina , FJKM IVATO SERANANA : Alahady 5 Desambra 2010 , 9ora maraina , faranana amin’ny fandraisana ny fanasan’ny Tompo . Miantso ny zanaky ny (...)
AKON’NY FAMARANANA NY FANKALAZANA NY FAHA -30 TAONAN’NY SAFIF/FOIBE Tanteraka soamatsara ny fanompoam-pivavahana famaranana ny fankalazana ny faha- 30 taonan’ny Sampana Fifohazana Foibe (SAFIF), (...)
SEKOLY FJKM IFARIHY FAMONJENA Ny Foibe FJKM Ny Departemantan’ny Sekoly FJKM Ny Faripiadidiam-pampianarana Antananarivo Atsimo Ny Synodamparitany Antananarivo Atsimo Ny Mpitandrina sy ny (...)
FITSOFAN-DRANO NY MPITANDRINA HO AMIN’NY FISOTROAN-DRONONO RAZAFINDRATSIMA mivady Fitandremana Morarano Fiderana , SP Antananarivo Atsimo ASABOTSY 27 NOVAMBRA 2010, (...)
MITADY MPAMPIANATRA PRESCOLAIRE Ny Akanin-jazavavy ao Behoririka dia mitady mpampianatra PRESCOLAIRE za-draharaha. Manatona ao amin’ny sekretaria jeneraly izay liana amin’izany maka ny (...)
Natao tany Malawi ny fivorian’ny CWM faritra Afrika ny 14-20 Novambra 2010 lasa teo. Momba ny Table Ronde Programme izay ataon’ny isam-piangonana io, ka hanaovana tatitra sy fifanakalozan-kevitra. (...)
CONFERENCE DANS LE CADRE DU BICENTENNAIRE DE LA BIBLE LOUIS SECOND "SUCCES INDENIABLE DE LA BIBLE LOUIS SECOND , POURQUOI ?" DATE : Mercredi 24 Novembre 2010, à 14 h 30 LIEU : (...)
FOARAM-BOKY IRAISAM-PIRENENA DATY : 23, 24, 25, 26, 27 Novambra 2010 TOERANA : zaridainan’ Antaninarenina ZAVATRA HITA AO - Boky fanabeazana amin’ny endriny samihafa (...)
FAMPIRANTIANA "ARSIVA SY TANTARAN’ NY MARITIORA" 23 Novambra - 4 Desambra 2010 TAHALA RARIHASINA Analakely
ALAHADIN’ NY SEKOLY ALAHADY 12 Desambra 2010 « Velon’ny fiadanana ny mino » ...................................................................................... ALAHADIN’ NY SEFALA 26 (...)
ALPHABETISATION Ny TAmbazotra ho an’ny FAnabeazana sy fanofanana TAnora sy Olon-dehibe (TAFATAO) sy ny DVV International dia manolotra : FAMELABELARANA ARAHANA ADI- HEVITRA (...)
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA (F.J.K.M.) HAFATRA MPIANDRAIKITRA FOIBE FJKM MF 05/SLXVI « Ny marina amin’ny finoana no ho velona. » Rom 1.17 Ry Havana, Ho aminareo anie ny (...)
DEPARTEMANTAN’NY FIANGONANA Ny fanavaozana ny tompon’andraikitra rehetra eo anivon’ny Fitandremana sy ny Synodam-paritany manerana ny sahan’ny FJKM dia ho vitaina farafahatarany ny volana Jona (...)
IRAY VOLAN’NY ARSIVA Famelabelaran-kevitra : 1) 13 Novambra 2010, 2ora - 4ora , FJKM Tranovato Faravohitra Mpandahan-teny : Pr RATOLOJANAHARY (...)
FIKAMBANANA MAMPIELY BAIBOLY MALAGASY Famaranana ny faha 175 taonan’ny Baiboly Malagasy amin’ny alalan’ny fanompoam-pivavahana arahana antsan-kira lehibe ny ASABOTSY 03 DESAMBRA 2010 tontolo (...)
Fanompoam-pivavahana sy famelabelarana ny lohahevitra NY FIANGONANA MIATRIKA NY FIVAVAHANA SILAMO izay hotanterahan- dRAMATOA LANDY BAKKE. Natao ho antsika rehetra : (...)
FIVORIAN’ NY KOMITY FOIBE FFKM , faha- 33 DATY : 24 Nov hatramin’ny 28 Novambra 2010 TOERANA : Masera ORANTE Toliara Fanaovana ny tatitry ny Asa nandritry ny (...)
FANDRAISAN-TANANA AN’ ANDRIAMATOA RAKOTONDRAIBE SOLOFOMALALA MPITANDRINA , PRESIDENT SYNODAL KRISTY FANANTENANTSIKA TOAMASINA ATSIMO (SP 32) (...)
FIVORIAN’ NY KOMITY LEHIBE KPMS/ FOIBE DATY : Zoma 19, Asabotsy 20 Novambra 2010 . TOERANA : MAMRE Sabotsy Namehana
FIVORIAN’NY MPIHEVIDRAHARAHA SY KOMITY LEHIBE, SP AFOVOANY ANDREFANA FJKM Ambatomitsangana, Faritra Atsimo 17 Novambra 2010 : 10 ora , fivorian’ny Mpiasa Ny (...)
SYNODAMPARITANY MIARINARIVO FIVORIAN’NY MPIHEVI-DRAHARAHA sy KOMITY LEHIBE, SP MIARINARIVO , 23, 24, 25 Novambra 2010 ao amin’ny FJKM MIARINARIVO (...)
SAMPANA SEKOLY ALAHADY/ FOIBE Vokatra vaovao navoakan’ny Sampana Sekoly Alahady Foibe : BOKY KRISMASY 2010, misy hira sy tantara noely, miaraka amin’ny CD mirakitra ny hira, nosoratan-dRtoa (...)
SAMPANA TANORA KRISTIANA KOMITY LEHIBE STK/FOIBE : 10, 11,12 Nov 2010, CENTRE TABITA AMPANDRANA Fandinihana ny zaikabe sy ny fihaonambe , fandraisana ny tatitra samihafa, ary tetibola 2011 (...)
IRAY VOLAN ’NY ARSIVA Alahady 7 Novambra 2010 : Fanompoam-pivavahana fanokafana, FJKM Ambatonakanga , 2 ora sy sasany Asabotsy 13 sy 20 Novambra 2010 : Famelabelaran-kevitra (...)
FIVORIAMBE ankalamanjana voalohany SP ANTANANARIVO ATSIMO (11) DATY Asabotsy 13 Novambra 2010 ORA 9ora maraina TOERANA : Kianjan’ Antsahamanitra (...)
SAMPANA FIFOHAZANA FJKM Famaranana ny fankalazana ny faha- 30 taona SAFIF FJKM Fanompoam-pivavahana sy fitokanana ny TSANGAMBATO Daty : 20 Novambra 2010, 9 ora sy sasany Toerana : TOBY (...)
Alahady 31 Oktobra 2010 ALAHADIN’NY TARANAKA , iantsoana ny zanaky ny FJKM AMBATOMITSANGANA FANANTENANA, Haute ville SP 11 , miely patrana manerana ny nosy. Io fotoana io no (...)
SP Antananarivo Atsimo : Famoahana ireo mpianatra SEFALA /SP ny Asabotsy 30 Oktobra 2010 ho avy izao, amin’ny 2 ora sy sasany, FJKM Fenoarivo.
KPMS/ FOIBE Fanentanana ho amin’ny Andro iraisam-pirenena hiadiana amin’ny fihanaky ny VIH sy ny SIDA,ny asabotsy 4 Desambra 2010 . Miangavy ny komitin’ny SP miady amin’ny SIDA mba hanao hetsika (...)
Lasa namonjy ny fivorian’ny Vondrom-piangonana CEVAA any Gabon ny Filohan’ny FJKM, Atoa RASENDRAHASINA Lala Haja, Mpitandrina. Niainga ny Talata 19 Oktobra 2010 teo izy araka izany. Ny FJKM moa dia (...)
FANKALAZANA NY FAHA - 30 taona VFL Ankadifotsy, SP 19 ( 1979- 2009) Asaina isika Kristiana rehetra indrindra ny mpiara-manompo eo anivon’ny (...)
SP ANTANANARIVO ATSIMO SAFIF/SP Fanokanana Mpiandry ny Asabotsy 16 Oktobra 2010, ho avy izao hatao ao amin’ny FJKM MALAZA GILEADA , amin’ny 9ora maraina ialohavan’ny (...)
Hisokatra amin’ny Asabotsy 16 Oktobra 2010 ho avy izao ny INSTITUT d’ ETUDES POLITIQUES ( IEP) eo anivon’ny FJKM , manomboka amin’ny 11 ora atoandro ny fotoana. Ny toerana dia ao amin’ny CFD (...)
FANASANA Ny Fiombonan’ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara F.F.P.M Ny Vondrontsampanasa Fanolokoloana Protestanta Ny AKANY KRISTIANA ho an’ny Zazavavy (AKZV) (...)
Notanterahana tao Vohipiraisana Ambohijatovo ny Alatsinainy 04 Oktobra 2010 teo ny fanompoam-pivavahana fanokafana ny Jobily faha- 50 taona ny Mpianatra Kristiana Malagasy ( MPIKRIMA), ao (...)
Nodimandry teo amin’ny faha-61 taonany, ny Talata 28 Septambra lasa teo, Andriamatoa MIHA, mpikambana ao amin’ny Mpiandraikitra Foibe voafidy tao amin’ny Synodamparitany AMBOVOMBE KRISTY (...)
Havoaka ao amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana ireo Mpanolotsaina JKM II, ny Alahady 03 Oktobra 2010 amin’ny 3 ora tolakandro. Koa manasa antsika antsika rehetra hanotrona sy hitrotro (...)
Ny fanokafana ny fampirantiana ny Tantaram-piainan’ny Filohan’ny FJKM mianakavy, Andriamatoa RASENDRAHASINA Lala Haja, Mpitandrina noho ny Jobily Volafotsy naha mpitandrina.Izany dia hatao ao (...)
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA (F.J.K.M.) HAFATRA « Ny marina amin’ny finoana no ho velona. » Rom 1.17b Ny FIVORIAMBEN’NY SYNODAMPARITANY REHETRA notanterahina teto Morondava, mamangy (...)
Hisokatra ny alarobia 13 Oktobra 2010 hoavy izao ny Fivorian’ny Mpiandraikitra Foibe FJKM, ary hifarana ny alarobia 20 Oktobra 2010. Ny fandinihana ny Tetibola FJKM taona 2011 no tena hifotorana (...)
Hosokafana amin’ny fomba ofisialy ny Oniversity Ravelojaona FJKM. Hotanterahina ny Alahady, 17 Oktobra 2010 hoavy izao izany, manomboka amin’ny 3 ora sy sasany, ao amin’ny FJKM Tranovato (...)
Notoloran’ny Fanjakana ny Mariboninahitra Grand Croix de 2è classe ny Mpitandrina RABEMANAHAKA Jean Williberton, noho ny asa soa vitany ho an’ny firenena. Izany dia natolotra taorian’ny (...)
Nahazo fahafahana vonjimaika tamin’ny Alarobia 08 Septambra 2010 hariva teo ireo mpiasan’ny Radio Fahazavana 10 mianadahy voatazona tany am-ponja. Ho fisaorana sy ho fankalazana an’Andriamanitra (...)
Nodimandry ny Alahady maraina 12 Septambra 2010 ny Mpitandrina RABEMANAHAKA Jean Williberton, nitondra ny Fiangonana FJKM Ankadifotsy teo aloha, Mpampianatra teolojia, Mpiandraikitra Foibe (...)
Tontosa omaly Alahady 14 Oktobra 2012 ny fanompoam-pivavahana ho fisaorana an’ Andriamanitra noho ny fahavitan’ny SYNODA LEHIBE XVII. Tao amin’ny FJKM Isotry Fitiavana no nanatanterahana izany , ka ny Mpitandrina RAMAHOLIMIHASO Solofo no nitarika ny fotoana ary ny Mpitandrina RASENDRAHASINA Lala Haja , Filohan’ny FJKM no nitondra ny Tenin’ Andriamanitra .
Hafatry ny Tenin’ Andriamanitra :
MATIO 24 :23
“ Koa raha misy manao amnao hoe : Indro aty Kristy na indro ary, aza mino hianareo”
Teny fampitandremana izany manoloana ny hevitra manodoka , ny fitarihana samihafa , Misy ireo izay miseho ho tia ny fiangonana nefa tsy araka izany ny ataony (toy ny fanakatonana ny onjam-peon’ny fiangonana…). Tsy mahatsiaro ny maha-mpamitaka sy ny maha-sandoka azy izy. Aza mino azy ianareo . Maro ny mpanararaotra rehefa mafy ny olana . Tafalatsaka amin’ny fahadisoam-panapahan-kevitra ny olona toy izany .Aza mety ho voafitaky ny fisalasalana ianareo . Aoka hitandrina manoloana ny fotom-pampianarana samihafa.Tokony hijoro tsara ny fiangonana .
Asa vavolombelona :
Teny fisaorana sy fankasitrahana ireo tompon’andraikitra MF teo aloha no nanombohana ny fandraisam-pitenenan’ ny Filohan’ny FJKM.
Avy eo dia nandray tànana ny Filohan’ny FJKM ny Filohan’ny Synoda Lehibe , ny Mpitandrina Irako Andriamahazosoa Ammi noho ny naha-voafidy azy indray hitondra ny Fiangonan’I Jesoa Kristy eto Madagasikara mandritra ny efa-taona manaraka .
Rehefa izay , dia nandray tànana ireo Biraon’ny Mpiandraikitra Foibe vaovao kosa ny Filohan’ny FJKM sy izy 80 mianadahy voafidy ho MF mpiara-mandinika sy mpihevitra ny asan’ny FJKM ary dia niarahaba ireo mpanatanteraka vao voafidy indray eo amin’ny toerany avy , dia ireto izany :
Ny Sekretera Jeneraly : MARINASY Mpitandrina ,
Ny TDF : Andriamatoa RADIMISAON Jonah , Mpitandrina
Ny TDS : Ramatoa RATSIMBA Prisca Hanta
Ny TDMV : Ramatoa RATSIMBAZAFY Holiarisoa
Izany rehetra izany dia nohamafisina tamin’ny fitondrana amam-bavaka ireo mpanompon’ Andriamanitra vao voafidy ireo , mba hahefany an-tsakany sy an-davany ny andraikitra apetraky ny fiangonana aminy . Teo am-pamaranana ny teniny no nanaovany fisaorana ny fiangonana sy ny fikambanana samihafa izay nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka ka nahalavorary iny Synoda Lehibe iny , isika rehetra nitondra am-bavaka andro aman’ alina , taloha sy nandritra ny SL .Mampahery antsika fiangonana tsirairay amin’ny fiaraha-misalahy hahatanteraka ny fikasan’ Andriamanitra . isaorana ny FJKM Isotry Fitiavana , ny Mpitandrina mivady, ny Diakona ao aminy , ny mpitendry zava-maneno , isika mpianakavin’ny finoana .Nanafana ny fotoana ny Taniketsa FJKM Tranovato Ambonin’ Ampamarinana izay isaorana manokana .
Ho tanteraka tokoa ny Teny faneva hoe :" FA NY FANANTENANA NO NAMONJENA NY MINO" Romana 8:24a . .
Sah.