Alahadin’ny Arsiva sy Tranombakoka 2018.
Ny Foibe Arsiva sy Tranombakoka dia manolotra anao
Alahady 18 Febroary 2018 , 10 ora maraina : Fanompoampivavahana FJKM Tranovato faravohitra
Alahady 18 Febroary 2018, 2 ora sy sasany tolakandro : Rindrankira ao amin’ny FJKM Tranovato Faravohitra
Zoma 23 Febroary 2018 : Vela-kevitra mitondra ny lohateny hoe: “ Ny Hasarobidin’ny fananana Mozea”, tontosain’Atoa RAFOLO Andrianaivoarivony, ao amin’ny efitrano 201 – Foibe FJKM Ifanomezantsoa, manomboka amin’ny 10 ora maraina.