Hafatry ny Filoha / Janoary 2018.
HAFATRA FOLO
1-Ivelomy ny Taon-jobily
2-Karakarao ny Tantara
3-Tohizo ny Tafika masina
4-Mazotoa amin’ny Soratra masina
5-Tongava manatrika Ankatoka
6-Tsarovy ny Synodam-pinoana
7-Andao isika hidera ny Tompo
8-Mahereza manefa adidy
9-Mijoroa ho fanasin’ny tany
10-Aza menatra hanao politika
Ka ho kristiana VANONA ,VELONA ,VONONA isika
hamakivaky ity taona 2018 ity .
I
IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi , Mpitandrina
Filohan’ny FJKM